FIVORIAMBE. FOTOANA: Alakamisy 12 Febroary 2015, tamin ny 9 ora sy 55 minitra, maraina.

Dimension: px
Commencer à balayer dès la page:

Download "FIVORIAMBE. FOTOANA: Alakamisy 12 Febroary 2015, tamin ny 9 ora sy 55 minitra, maraina."

Transcription

1

2 1 FIVORIAMBE FILOHA: RAKOTOMAMONJY Jean Max MPITANTSORATRA: Andriamatoa isany - HELSON Brisson Erafa - LIAHOSOA Malement FOTOANA: Alakamisy 12 Febroary 2015, tamin ny 9 ora sy 55 minitra, maraina. FANDAHARAM-POTOANA: Fandraisana fanapahan-kevitra momba ny volavolampandaharam-potoana vokatry ny «Conférence des Présidents» natao ny Alarobia 11 Febroary 2015 tamin ny 3 ora, tolak andro ho amin ny vaninandron ny Alakamisy 12 Febroary Rehefa avy niarahaba ny mpivory, Andriamatoa Filoha, dia niangavy ny Mpitantsoratra hanao ny fiantsoana anarana. Nanatanteraka izany, Andriamatoa LIAHOSOA Malement. Nambaran Andriamatoa Filoha ny fandaharam-potoana taorian izay ary mbola niangavy an Andriamatoa LIAHOSOA Malement, indray izy hamaky ny famintinana ny fivorian ny «Conférence des Présidents», ka toy izao no fivakin izany. Nivory ny Alarobia faha-11 Febroary 2015, nanomboka tamin ny 3 ora, tolak andro, ny «Conférence des Présidents». Andriamatoa Filohan ny Antenimierampirenena, RAKOTOMAMONJY Jean Max, no nitarika ny fivoriana. Ireto avy ireo mpikambana ao amin ny «Conférence des Présidents» sy ny solotenan ny Governemanta tonga nanatrika izany, Andriamatoa sy Ramatoa isany: (Jereo ny tovana «Fiche de Présence») Fiarahabana ireo mpivory tonga nanatrika izao fivoriana izao no nanombohan Andriamatoa Filoha, ny fitenenana. Rehefa izany dia novakiany ary narahiny fanazavana ny volavolam-pandaharam-potoana tapaka tao amin ny fivorian ny Birao Maharitra ny Alarobia faha-11 Febroary Nambarany tamin izany fa lahadinika tokana no voalazan ity fandaharam-potoana ity dia ny fanoloran ny Praiminisitra ny fandaharan asany momba ny fampiharana ny Politika Ankapoben ny Fanjakana amin ny Antenimiera izay afaka manome tolo-kevitra. Mikasika izay indrindra dia tapaka teo anivon ny «Conférence des Présidents» fa aorian ny fanoloran Andriamatoa Praiminisitra ny fandaharan asany dia ireo Filohan ny Vondrona Parlemantera na ny solotenany no hanolotra ireo soso-kevitra avy amin ny Antenimierampirenena.

3 2 Iangaviana araka izany ireo Solombavambahoaka manana soso-kevitra mba hampita izany any amin ny Filohan ny Vondrona Parlemantera misy azy avy. Lany tsy nisy nitsipaka, tsy nisy tsy nilaza ny heviny ny volavolam-pandaharam-potoana ka ho entina eo anivon ny fivoriambe handraisana fanapahan-kevitra farany. (jereo ny tovana) ANNEXE 1 BUREAU PERMANENT N d ordre NOMS ET PRENOMS FONCTION 1 RAKOTOMAMONJY Jean Max Président 2 MAHAZOASY Mananjara Freddie Richard Vice-Président 3 RAZAFINDRAVELO Hermann Vice-Président 4 VANOVASON Jean Adrien Deuxième Questeur 5 LIAHOSOA Malement Rapporteur Général 6 RABETAFIKA N. Roberthine Rapporteur Général Adjoint PRESIDENTS DES COMMISSIONS N d ordre COMMISSIONS PERMANENTES 7 Commission de Finances et du Budget 8 Commission de l Economie et de la Planification 9 Commission de l Aménagement du Territoire et de la Gestion foncière 10 Commission de l Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle 11 Commission de la Santé Publique 12 Commission des Ressources Halieutiques et de la Pêche NOM ET PRENOMS RAZAFIMILY Constance NDREMANJARY Odilon RAVELONANOSY Mamy Tiana Télésphore Gérard RANDRIANANTENAINA Olivier Antonny José RAJAOBELINA Lova Herizo KATHY ENTITE Leader Fanilo Mouvance RAVALOMANANA Mouvance RAVALOMANANA

4 3 13 Commission de la Jeunesse et des Sports 14 Commission de la Fonction Publique, du Travail et des Lois sociales 15 Commission de la population et de la Protection Sociale 16 Commission de la Culture du Patrimoine et de la Promotion Artistique RANDRIANASOLO Pauline Volatiana RAHERISOA Vololona Victorine MASY GOULAMALY Marie Jeanne d Arc RAVELOARIVONJY Behavana GPS Indépendant PRESENTANTS DES GROUPES PARLEMENTAIRES N Groupes Parlementaires NOMS ET PRENOMS d ordre 17 VPM-MMM II ANDRIANTSIZEHENA Benja Urbain 18 III FAMINDRA Justin 19 II RAZAHA Tondraha 20 LEADER FANILO DINAH Romuald 21 VPM-MMM SEBANY Mouhamed 22 RAZAFITSIANDRAOFA Jean Brunel Représentant du Gouvernement M Nivo RATIARISON, Directeur de Cabinet MCRI M Bien Aimé RAJOELINA, Directeur des Relations avec les Institutions Publiques. M RABETOKOTANY Charles R, Chef de Service SRI (Primature) ORDRE DU JOUR Pour la période du Mercredi 11 février 2015 au Jeudi 22 février 2015 MERCREDI 11 FEVRIER H30: Réunion des membres du Bureau Permanent (Salle BP) 15h 00: Conférence des Présidents (Salle BP) (Les membres du Bureau Permanent, les Présidents des Commissions et les Présidents des Groupes Parlementaires)

5 4 09h 00: Adoption de l ordre du jour JEUDI 12 FEVRIER 2015 SEANCES PLENIERES (Salle des Séances) 10h 00: Présentation par le Premier Ministre de son programme de mise en œuvre de la Politique Générale de l Etat 17h 00: Clôture de la deuxième session extraordinaire de l année 2015 de l Assemblée nationale. Nambaran Andriamatoa Filoha, fa misokatra ny adihevitra rehefa izany. Nanambara Andriamatoa VELONTSARA Paul Bert, rehefa nomena fitenenana fa misy zavatra tsy mety, kanefa isika milaza fa Lapan ny Demokrasia ato amin ny Antenimierampirenena. Nahagaga ahy ny nahita fa misoratra sahady ao amin ny tabilao, hoy izy, ny fandaharampotoana mbola tsy nolaniana tato amin ny fivoriambe. Namaly, Andriamatoa Filoha, fa mahagaga koa raha tsy hosoratana ny zavatra tokony hiadiana hevitra. Andriamatoa RAHOLIDINA RANAIVO Herinantsoina, kosa nilaza fa tokony ho fafana io soratra ao amin ny tabilao io satria mbola tsy lany ny hahatongavan ny Praiminisitra hanolotra ny fandaharan asany eto anatrehan ny Solombavambahoaka. Mahagaga anay izany, aleo ho vita tsara ny atao ato vao ilazana ry zareo. Tsy voatery holanianay ity na dia aroso eto aza. Nanambara, Andriamatoa Filoha, fa gaga koa izy manoloana ny teny nataon ny Solombavambahoaka niteny teo; nomarihiny fa manana solotena manatrika ny Conférence des Présidents ny Governemanta araka ny voafaritry ny lalàna. Izay mahalala avy hatrany ny zavatra tapaka tao ny Govenemanta. Taorian izay, nisy vitsivitsy ireo Solombavambahoaka nangataka «point d ordre», ka nomena fitenenana. Andriamatoa ANDRIANJANAHARY Fanomezantsoa Mangataka, aleo atao arak izay lanintsika eto no arahana ho fizotry ny raharaha. Io no efa tapaka tany amin ny Conférence des Présidents ka tokony harahana. Andao andraisana fanapahan-kevitra aloha dia hita eo, rehefa lany, aroso ny fandaharam-potoana. Andriamatoa ANDRIANIRINA Josoa Marohajaniaina Fivoriambe azon ny rehetra atrehana ity ka izay tapaka eto no tokony hatao. Tsy hisy fandroahana na iza na iza, fa ny voalazan ny fitsipka no arahana. Manarak izay aleo raisina aloha ny fanapahan-kevitra aorian izay manao fanamarihana izay te-hanao izany.

6 5 Andriamatoa DINAH Romuald Ato amin ny Antenimierampirenena no fanehoana ny fandaharanasan ny Governemanta izay ataon ny Praiminisitra, araka ny voalazan ny Lalàmpanorenana, rariny noho izany ny fandaharam-potoana nataon ny Conférence des Présidents satria efa antomotra koa ny fotoana voalazan ny lalàna hanaovany izany. Andriamatoa ANDRIANTSIZEHENA Benja Urbain Mitodika amintsika Lehiben ny Vondrona Parlemantera: rehefa antsoina any amin ny Conférence des Présidents isika, miangavy, tongava mivory ary any isika no tokony hitabataba fa tsy eto amin ny fivoriambe toy izao. Andriamatoa MARA Niarisy Ny fangatahana point d ordre, Andriamatoa Filoha, fandaminana fivoriana fa tsy fandraisana fitenenana, koa aleo izay no arahana. Tsy satroka ny ahy fa fitenenana satria efa tsy manara-dalàna isika: miondrika eo anatrehan ny fanapahan-kevitry ny HCC izahay na tsy ara-dalàna izany satria tsy azo iadiankevitra ny didy avoakany. Noho izany, horaisinay eto amin ny Antenimierampirenena ihany ny Praiminisitra androany, na manam-pahaizana iraisam-pirenena aza no mitsipaka indray ny teny nataony tany aloha. Ny ordre du jour matoa soratana ao amin ny tabilao, zavatra efa ekena izay. Ny fahazoako azy efa ofisialy no soratana ao, izany hoe rehefa lany izany vao tokony hosoratana amin ny tabilao. Raha zavatra mbola ho laniana tsy tokony hatao amin ny tabilao aloha, rehefa lany vao soratana. Marina fa efa ho tapitra ny 30 andro voalazan ny Lalàmpanorenana, na nisy Conférence des Présidents na tsy nisy tsy maintsy raisina androany ny Praiminisitra. Ataovy mazava ny resaka hoe: ianao ve Andriamatoa Filoha, no hilaza aminay fa ho azonay ny fiara 4x4 sa Andriamatoa Praiminisitra no hamaly izany, fa horaisinay izy androany. Rahoviana no ho azo, miandry ny loi de finances manaraka ve sa rahoviana. Holanianay ity ordre du jour ity ary horaisinay ny Praiminisitra. Nandray fitenenana, Andriamatoa Filoha, fa ny tompon andraikitra no hamaly ny fanontaniana momba ny fiara 4x4. Taorian izay dia niroso tamin ny fandraisana fanapahan-kevitra momba ny volavolampandaharam-potoana ny mpivory. Rehefa natao ny tsangan-tànana dia: - Solombavambahoaka miisa 91 no nandany - - Solombavambahoaka miisa 4 no nitsipaka - - Solombavambahoaka iray no tsy nilaza ny heviny -

7

FTTAIYANA AI{':NSORAIRA NT trryorua}ibe TIONALE REPOBLIKA FAHAEFATRA FEPOTOANA FANAOVAN.DALANA VOALOHANY FOTOAM-PIVORIANA MANOKANA TAONA 2014

FTTAIYANA AI{':NSORAIRA NT trryorua}ibe TIONALE REPOBLIKA FAHAEFATRA FEPOTOANA FANAOVAN.DALANA VOALOHANY FOTOAM-PIVORIANA MANOKANA TAONA 2014 TIONALE REPOBLIKA FAHAEFATRA FEPOTOANA FANAOVAN.DALANA VOALOHANY FOTOAM-PIVORIANA MANOKANA TAONA 2014 DIRECTION DE LA LEGISLATION SERVICE DES PROCES-VERBAUX EÏ DES COMPTES-RENDUS ANALYTIQUES FTTAIYANA

Plus en détail

Augustin Andriamananoro, dans son bureau ministériel, ce 26 mai 2010

Augustin Andriamananoro, dans son bureau ministériel, ce 26 mai 2010 Augustin Andriamananoro, dans son bureau ministériel, ce 26 mai 2010 Qu est-ce qu on ne raconte pas sur certains ministres qui n ont plus été reconduits au sein du gouvernement Vital II. Cela n a qu une

Plus en détail

mensuel d informations régionales 9è édition - Août 2011

mensuel d informations régionales 9è édition - Août 2011 masolavitra mensuel d informations régionales 9è édition - Août 2011 gratuit Sommaire page 2-3 : Prix de l Entrepreneur Social page 4 : Pour le développement de la région Haute-Matsiatra [Idees Vozama]

Plus en détail

REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana ------------ MINISTERE DE L'ENVIRONNEMENT, DES EAUX ET FORETS DECRET MECIE

REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana ------------ MINISTERE DE L'ENVIRONNEMENT, DES EAUX ET FORETS DECRET MECIE REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana ------------ MINISTERE DE L'ENVIRONNEMENT, DES EAUX ET FORETS DECRET MECIE Didim-panjakana laharana faha 99-954 tamin'ny 15 desambra 1999

Plus en détail

REPOBLIKAN i MADAGASIKARA

REPOBLIKAN i MADAGASIKARA REPOBLIKAN i MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana --------------------- PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE LOI N 2007-038 DU 14 JANVIER 2008 modifiant et complétant certaines dispositions du Code

Plus en détail

EXPOSE DES MOTIFS. Uniformisation du taux du Droit de Douane sur les machines et appareils ;

EXPOSE DES MOTIFS. Uniformisation du taux du Droit de Douane sur les machines et appareils ; A- SUR LE CODE DES DOUANES EXPOSE DES MOTIFS Dans le cadre des réformes législatives initiées pour la Loi des Finances 11, l Administration des douanes a déterminé deux axes stratégiques pour faire face

Plus en détail

FANABEAZANA OLOM-PIRENENA RECUEIL DES TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR (VOL. I)

FANABEAZANA OLOM-PIRENENA RECUEIL DES TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR (VOL. I) FANABEAZANA OLOM-PIRENENA RECUEIL DES TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR (VOL. I) Réseau des Jeunes pour la Démocratie et la Politique RECUEIL DE TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR

Plus en détail

Analyse de quelques occurrences issues d un corpus oral (dialecte betsileo) Quelques pistes pour l apprenant

Analyse de quelques occurrences issues d un corpus oral (dialecte betsileo) Quelques pistes pour l apprenant Ao Analyse de quelques occurrences issues d un corpus oral (dialecte betsileo) Quelques pistes pour l apprenant Préambule Locutrice non native du malgache Présentations traditionnelles de ao Sens et le

Plus en détail

UN VECTEUR D AVENIR LE LAIT VITA NY FANAVAOZANA SY NY FANATSARANA LA CHARTE INFORMATIQUE INTERVIEW RAMANANTSOA EPI PLUS BESARETY

UN VECTEUR D AVENIR LE LAIT VITA NY FANAVAOZANA SY NY FANATSARANA LA CHARTE INFORMATIQUE INTERVIEW RAMANANTSOA EPI PLUS BESARETY ANNEE 2 NUMERO 5 GRATUIT JUIN 2014 VITA NY FANAVAOZANA SY NY FANATSARANA LA CHARTE INFORMATIQUE INTERVIEW RAMANANTSOA EPI PLUS BESARETY LE LAIT UN VECTEUR D AVENIR L édito Ny ronono, tsilo mpitondra amin

Plus en détail

ATRIKA Le journal de l ASMF

ATRIKA Le journal de l ASMF Association des Anciens du Collège St-Michel en France ATRIKA Le journal de l ASMF OCTOBRE 2010 ÉDITION : Octobre 2010, NUMÉRO 12 Éditorial 2010 ASMF bureau 2009/2010 Joël Rambatomanga(1990) Président

Plus en détail

Tehindrazanarivelo Liva; Mamy Aimanantsoa; Toky Rabemanantsoa; Alex Objet:

Tehindrazanarivelo Liva; Mamy Aimanantsoa; Toky Rabemanantsoa; Alex Objet: Randriamiharisoa Alex De: randriamihaja josefa [r_josefa@yahoo.fr] Envoyé: jeudi, 1. octobre 2009 16:03 À: AZ Cc: Tehindrazanarivelo Liva; Mamy Aimanantsoa; Toky Rabemanantsoa; Alex Objet: Tr : DEVIS ET

Plus en détail

Ny Vaovao Mahafaly. La Bonne Nouvelle

Ny Vaovao Mahafaly. La Bonne Nouvelle Ny Vaovao Mahafaly La Bonne Nouvelle Ary tamin ny fahenim-bolana dia nirahin Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any Galilia atao hoe Nazareta, ho any amin ny virijina anankiray,

Plus en détail

Module 13 Fiofanana 5S eo amin ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d appui (module en Malgache)

Module 13 Fiofanana 5S eo amin ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d appui (module en Malgache) Module 13 Fiofanana 5S eo amin ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d appui (module en Malgache) Ministère de la santé publique à Madagascar Mars 2015 Appui par JICA Madagascar

Plus en détail

FANILO MIAMPITA. TÉLÉPHONIE FIXE La honte. Encore sous le monopole Après le drame libanais, voilà que resurgit

FANILO MIAMPITA. TÉLÉPHONIE FIXE La honte. Encore sous le monopole Après le drame libanais, voilà que resurgit cyan magenta jaune noir PROGRAMME P.7 L accès sans peine à l information QUOTIDIEN D INFORMATION GRATUIT N 080 DU Vendredi 18 Juin 2010 AFFAIRE LILA FANILO MIAMPITA TÉLÉPHONIE FIXE La honte TONGA NY ORA

Plus en détail

FINOANA SY FAHAZAVANA FOI ET LUMIERE

FINOANA SY FAHAZAVANA FOI ET LUMIERE FINOANA SY FAHAZAVANA FOI ET LUMIERE BELGIQUE-BELGIE P.P 5060 SAMBREVILLE 6/69330 Gazety avoakan ny Mpiaramivavaka Kristianina Malagasy eto Bénélux (M.K.M.B.) Bulletin de liaison et d information de la

Plus en détail

De la ferme à l usine

De la ferme à l usine ANNEE 1 NUMERO 1 GRATUIT JUIN 2013 Vers la certification HACCP : un facteur clé pour le succès de SOCOLAIT Ny soatoavina maha SOCOLAIT Socolait mamorona hatrany De nouveaux produits arrivent De la ferme

Plus en détail

PRESIDENCE DE LA TRANSITION

PRESIDENCE DE LA TRANSITION PRESIDENCE DE LA TRANSITION LOI N 2012-021 PORTANT LOI DE FINANCES POUR 2013 IMPRIMERIE NATIONALE 2012 1 LOI N 2012-021 DU 17 DECEMBRE 2012 PORTANT LOI DE FINANCES POUR 2013 2 PRESIDENCE DE LA TRANSITION

Plus en détail

Ecole Hôtelière LA RIZIERE Collège Saint François- Xavier B.P. 1032 - Antady, Fianarantsoa (301) Tél. 020.75.502 15 info@lariziere.

Ecole Hôtelière LA RIZIERE Collège Saint François- Xavier B.P. 1032 - Antady, Fianarantsoa (301) Tél. 020.75.502 15 info@lariziere. Ecole Hôtelière LA RIZIERE Collège Saint François- Xavier B.P. 1032 - Antady, Fianarantsoa (301) Tél. 020.75.502 15 info@lariziere.org TAOM- PIANARANA 2015/2017 - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Plus en détail

Kabarin Andriamatoa Praiminisitra RAVELONARIVO Jean FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKA ANKAPOBEN NY FANJAKANA. Tsimbazaza : 11 febroary 2015

Kabarin Andriamatoa Praiminisitra RAVELONARIVO Jean FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKA ANKAPOBEN NY FANJAKANA. Tsimbazaza : 11 febroary 2015 Kabarin Andriamatoa Praiminisitra RAVELONARIVO Jean FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKA ANKAPOBEN NY FANJAKANA Tsimbazaza : 11 febroary 2015 TENY FAMPIDIRANA 1 / 25 Andriamatoa Filoha, Andriamatoa

Plus en détail

Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara

Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara Boky Torolalana ho an ireo Mpampianatra sy Mpitarika ao amin ny Seminera sy Institiota fianarana ny Filazantsara Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara Boky

Plus en détail

Retour au menu MinJustice

Retour au menu MinJustice Retour au menu MinJustice TABLE DES MATIERES Pages ORDONNANCE N 60-084 du 18 août 1960 21 portant refonte et codification de la législation et de la réglementation douanière. TITRE PREMIER Principes généraux

Plus en détail

ATTRIBUTIONS MESURES DE CONSERVATION

ATTRIBUTIONS MESURES DE CONSERVATION Décret n 64-205 du 21 mai 1964 réglant les modalités d application de la loi n 60-004 du 15 février 1960 relative au domaine privé national modifiée par l ordonnance n 62-047 du 20 septembre 1962 (J.O.

Plus en détail

E1 403 VOL. 1 JIRO SY RANO MALAGASY REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA JIRAMA

E1 403 VOL. 1 JIRO SY RANO MALAGASY REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA JIRAMA Public Disclosure Authorized a REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana JIRAMA JIRO SY RANO MALAGASY E1 403 VOL. 1 Public Disclosure Authorized Public Disclosure Authorized ÉVALUATION

Plus en détail

Pour plus de transparence

Pour plus de transparence cyan magenta jaune noir PROGRAMME P.7 MONJA ROINDEFO Position ambigüe L ancien Premier ministre de la Transition joue actuellement le rôle de premier FANDRESENA TETIKADY SAMY MANANA maro lafy ny fomba

Plus en détail

mensuel d informations régionales Edition Numéro 28 - mars 2013

mensuel d informations régionales Edition Numéro 28 - mars 2013 masolavitra mensuel d informations régionales Edition Numéro 28 - mars 2013 gratuit Bonjour, Ce mois de mars, Orange Solidarité Madagascar, l association humanitaire d Orange Madagascar qui travaille activement

Plus en détail

ISSN: 1726-9113. Melanophylla angustior (Melanophyllaceae) Ravintsara

ISSN: 1726-9113. Melanophylla angustior (Melanophyllaceae) Ravintsara ISSN: 1726-9113 Melanophylla angustior (Melanophyllaceae) Ravintsara...a newsletter on Malagasy plants and their conservation...bulletin sur les plantes malgaches et leur conservation...gazety mikasika

Plus en détail

BURKINA FASO ---------- Unité Progrès Justice MAIRIE ------------ SECRETARIAT GENERAL ------------- DIRECTION DE L ADMINISTRATION GENERALE

BURKINA FASO ---------- Unité Progrès Justice MAIRIE ------------ SECRETARIAT GENERAL ------------- DIRECTION DE L ADMINISTRATION GENERALE COMMUNE DE BOBO-DIOULASSO BURKINA FASO ---------- Unité Progrès Justice MAIRIE ------------ SECRETARIAT GENERAL ------------- DIRECTION DE L ADMINISTRATION GENERALE PROJET D ARRETE N 2014 /CB/M/SG PORTANT

Plus en détail

Conseil Régional de La Réunion

Conseil Régional de La Réunion Conseil Régional de La Réunion www.regionreunion.com Didier ROBERT Président du Conseil Régional Sénateur Président de la SPLA Maraina Jean-Louis LAGOURGUE 1 er vice-président Délégué aux Affaires générales

Plus en détail

19 èmes Rencontres parlementaires sur l Épargne

19 èmes Rencontres parlementaires sur l Épargne 19 èmes Rencontres parlementaires sur l Épargne Organisées et présidées par Philippe MARINI Sénateur de l Oise Rapporteur général de la Commission des finances, du contrôle budgétaire et des comptes économiques

Plus en détail

L épargne en france : un atout pour la croissance?

L épargne en france : un atout pour la croissance? 22ES RENCONTRES PARLEMENTAIRES SUR l épargne et la fiscalité Présidées par Philippe Marini Sénateur de l Oise, président de la commission des Finances Karine Berger* Députée des Hautes-Alpes, chargée de

Plus en détail

RAPPORT DE LA SESSION PARLEMENTAIRE ORDINAIRE D OCTOBRE 2011

RAPPORT DE LA SESSION PARLEMENTAIRE ORDINAIRE D OCTOBRE 2011 1 I. Introduction. RAPPORT DE LA SESSION PARLEMENTAIRE ORDINAIRE D OCTOBRE 2011 La session parlementaire d Octobre (appelée généralement session budgétaire) a été ouverte le 3/10/2011 avec 7 projets de

Plus en détail

Forum du Conseil de l Europe pour l avenir de la démocratie. «Systèmes électoraux» Document d information à l attention des ONG intéressées

Forum du Conseil de l Europe pour l avenir de la démocratie. «Systèmes électoraux» Document d information à l attention des ONG intéressées Forum du Conseil de l Europe pour l avenir de la démocratie «Systèmes électoraux» Kiev, Ukraine, 21-23 octobre 2009 Document d information à l attention des ONG intéressées Le Forum pour l avenir de la

Plus en détail

RÉPUBLIQUE DU CONGO Unité * Travail * Progrès Jeudi 8 novembre 2012 DE LA REPUBLIQUE DU CONGO. paraissant le jeudi de chaque semaine à Brazzaville

RÉPUBLIQUE DU CONGO Unité * Travail * Progrès Jeudi 8 novembre 2012 DE LA REPUBLIQUE DU CONGO. paraissant le jeudi de chaque semaine à Brazzaville 54 e ANNEE - N 45 RÉPUBLIQUE DU CONGO Unité * Travail * Progrès Jeudi 8 novembre 2012 JOURNAL OFFICIEL DE LA REPUBLIQUE DU CONGO paraissant le jeudi de chaque semaine à Brazzaville ABONNEMENTS DESTINATIONS

Plus en détail

PRÉLIMINAIRES 12-08.01 VÉRIFICATION DES PRÉSENCES

PRÉLIMINAIRES 12-08.01 VÉRIFICATION DES PRÉSENCES PROCÈS-VERBAL de la huitième (12-08) assemblée régulière du Conseil d administration du Collège de Rimouski tenue le mardi 27 novembre 2012, à 17 h, au local G-130 du Cégep de Rimouski. 1 PRÉLIMINAIRES

Plus en détail

Les Etats Généraux du Logement en VAUCLUSE

Les Etats Généraux du Logement en VAUCLUSE Les Etats Généraux du Logement en VAUCLUSE 3 novembre 2011 Avignon DOSSIER de PRESSE SOMMAIRE Pourquoi des États Généraux du Logement en Vaucluse?... 3 Programme du 3 novembre 2011... 4 Les ateliers travaillés

Plus en détail

Livret 2. Travailler la prononciation

Livret 2. Travailler la prononciation Livret 2 Travailler la prononciation Sommaire P. 8 CONSTAT P. 9 OBJECTIFS P. 9 DIAGNOSTIC Séquence 1 Aider les élèves à bien prononcer les sons du français 1. Où en êtes-vous pour commencer? 2. À propos

Plus en détail

X I V e L É G I S L A T U R E JEUDI 17 SEPTEMBRE 2015/N 463

X I V e L É G I S L A T U R E JEUDI 17 SEPTEMBRE 2015/N 463 X I V e L É G I S L A T U R E JEUDI 17 SEPTEMBRE 2015/N 463 2 e SESSION EXTRAORDINAIRE 2014-2015 Ordre du jour... 3 Commissions et organes de contrôle... 5 Réunions à l initiative des députés... 7 Communication...

Plus en détail

DECRET N 2014-288. fixant les attributions du Ministre de la Défense Nationale ainsi que l organisation générale de son Ministère.

DECRET N 2014-288. fixant les attributions du Ministre de la Défense Nationale ainsi que l organisation générale de son Ministère. MINISTERE DE LA DEFENSE NATIONALE ------------- DECRET N 2014-288 fixant les attributions du Ministre de la Défense Nationale ainsi que l organisation générale de son Ministère. LE PREMIER MINISTRE, CHEF

Plus en détail

vos contacts CREDIT FONCIER IMMOBILIER

vos contacts CREDIT FONCIER IMMOBILIER vos contacts CREDIT FONCIER IMMOBILIER Direction générale Comité de direction, général délégué Crédit Foncier Immobilier Stéphane Imowicz, général, général délégué Stéphane Imowicz général Tél. : 01 57

Plus en détail

STATUTS ET RÈGLEMENT INTÉRIEUR DE LA M U D E T

STATUTS ET RÈGLEMENT INTÉRIEUR DE LA M U D E T STATUTS ET RÈGLEMENT INTÉRIEUR DE LA M U D E T STATUTS PRÉAMBULE - Vu la politique de développement social et culturel entreprise par les autorités nationales ; - Considérant qu il appartient à chacun

Plus en détail

SUICIDE : Aucun âge n est épargné

SUICIDE : Aucun âge n est épargné A L OCCASION DE SES 10 ANS D EXISTENCE L ASSOCIATION INTERJURASSIENNE DE PREVENTION DU SUICIDE RESISTE EN COLLABORATION AVEC LES SERVICES PSYCHIATRIQUES JURA BERNOIS BIENNE-SEELAND (SPJBB) ORGANISE UNE

Plus en détail

République gabonaise. Consultations sur la Revue exhaustive des politiques d acquisition de la Banque. Libreville

République gabonaise. Consultations sur la Revue exhaustive des politiques d acquisition de la Banque. Libreville République gabonaise Consultations sur la Revue exhaustive des politiques d acquisition de la Banque Libreville 27 mars 2014 Atelier de Consultation Revue exhaustive des politiques d acquisition de la

Plus en détail

QUESTIONNAIRE SUR LA PRATIQUE SPORTIVE DES JEUNES

QUESTIONNAIRE SUR LA PRATIQUE SPORTIVE DES JEUNES 1 QUESTIONNAIRE SUR LA PRATIQUE SPORTIVE DES JEUNES (6-20ans) en situation de handicap moteur et/ou sensoriel en Lorraine. Ce questionnaire est réalisé par le Comité Régional Handisport de Lorraine. Il

Plus en détail

Organisation Gestion du temps. Participation Notes et résumés Etudes et examens

Organisation Gestion du temps. Participation Notes et résumés Etudes et examens Organisation Gestion du temps Participation Notes et résumés Etudes et examens Le SIEP de Mons organise des ateliers dynamiques pour t aider à découvrir ta Avec des conseils pratiques, des trucs et astuces!

Plus en détail

Fondation Scelles 14, rue Mondétour, 75001 Paris- 01 40 26 04 45 www.fondationscelles.org

Fondation Scelles 14, rue Mondétour, 75001 Paris- 01 40 26 04 45 www.fondationscelles.org Fondation Scelles 14, rue Mondétour, 75001 Paris- 01 40 26 04 45 www.fondationscelles.org COLLOQUE FONDATION SCELLES L ECONOMIE EN DANGER, Les circuits de l argent sale, l argent criminel de la traite

Plus en détail

Banque Africaine de Développement

Banque Africaine de Développement The Next 50 Years: The Africa We Want Banque Africaine de Développement Programme Provisoire Côte d Ivoire, Abidjan, 25 29 mai 2015 Samedi 23 et dimanche 24 mai 2015, de 9 h à 17 h : Enregistrement des

Plus en détail

Réunion du conseil d administration de la Commission de services régionaux de Kent

Réunion du conseil d administration de la Commission de services régionaux de Kent Réunion du conseil d administration de la Commission de services régionaux de Kent le 30 avril 2015 18h30 Bureau de la CSRK - Richibucto 1. OUVERTURE DE LA RÉUNION M. Marc Henrie procède à l ouverture

Plus en détail

RAPPORT DE PRESENT A TION

RAPPORT DE PRESENT A TION République du Sénégal Un Peuple -un But -une Foi Décret modifiant le décret n 2004-1038 du 23 Juillet 2004 portant création et fixant les règles d'organisation et de fonctionnement de l'agence de l'informatique

Plus en détail

Nominations au sein du groupe AREVA

Nominations au sein du groupe AREVA Nominations au sein du groupe AREVA Paris, le 18 juillet 2011 Luc Oursel, Président du Directoire d AREVA, a souhaité associer les personnes suivantes aux travaux du Directoire pour soutenir son action

Plus en détail

SÉMINAIRE PRODUCTIF 18, 19 AVRIL 2013

SÉMINAIRE PRODUCTIF 18, 19 AVRIL 2013 SÉMINAIRE PRODUCTIF 18, 19 AVRIL 2013 Cergy-Pontoise REPLAY* D UN ENTRE DEUX À UN TERRITOIRE DU GRAND PARIS : LA PLAINE DE PIERRELAYE BESSANCOURT * Innover, comprendre, inventer, renouveler, régénérer,

Plus en détail

LIVRET D'ACCUEIL COUREUR

LIVRET D'ACCUEIL COUREUR LIVRET D'ACCUEIL COUREUR GROUPE GRAND-PRIX Saison 2011/2012 1-Le Groupe GP 2-Déroulement d'une saison 3-Les entrainements 4-Les courses 5- Le matériel 6- Contact et responsable section Nos partenaires

Plus en détail

L Administration Centrale comprend une Direction Générale, des Directions et des Services Centraux.

L Administration Centrale comprend une Direction Générale, des Directions et des Services Centraux. L Administration Pénitentiaire, créée le 27 Octobre 1959, n était qu un service dépendant du Ministère de la Justice 1. Passée par une Direction Centrale 2, une Direction Générale se trouve actuellement

Plus en détail

N 187 SÉNAT SESSION ORDINAIRE DE 2002-2003. Annexe au procès-verbal de la séance du 25 février 2003 RAPPORT FAIT

N 187 SÉNAT SESSION ORDINAIRE DE 2002-2003. Annexe au procès-verbal de la séance du 25 février 2003 RAPPORT FAIT N 187 SÉNAT SESSION ORDINAIRE DE 2002-2003 Annexe au procès-verbal de la séance du 25 février 2003 RAPPORT FAIT au nom de la commission des Finances, du contrôle budgétaire et des comptes économiques de

Plus en détail

Compte rendu. Mardi 30 mars 2010 Séance de 14 heures 30. Commission des Finances, de l économie générale et du contrôle budgétaire

Compte rendu. Mardi 30 mars 2010 Séance de 14 heures 30. Commission des Finances, de l économie générale et du contrôle budgétaire Compte rendu Commission des Finances, de l économie générale et du contrôle budgétaire Mardi 30 mars 2010 Séance de 14 heures 30 Compte rendu n 59 Examen, en application de l article 88, des amendements

Plus en détail

ASSOAL En partenariat avec

ASSOAL En partenariat avec ASSOAL En partenariat avec AC-BP-FL, le PNDP? et le FEICOM? JOURNEES NATIONALES DE LA TRANSPARENCE BUDGETAIRE Contexte PREMIERE EDITION YAOUNDE, OCTOBRE 2014 TERMES DE REFERENCE Au Cameroun, la loi constitutionnelle

Plus en détail

Décret n 313 2005-05-30 PR/MCJS/05 du 30 mai 2005, portant organisation et fonctionnement du Bureau Tchadien du Droit d Auteur

Décret n 313 2005-05-30 PR/MCJS/05 du 30 mai 2005, portant organisation et fonctionnement du Bureau Tchadien du Droit d Auteur Décret n 313 2005-05-30 PR/MCJS/05 du 30 mai 2005, portant organisation et fonctionnement du Bureau Tchadien du Droit d Auteur Vu la Loi N 005/PR/2003 du 02 mai 2003, portant protection du Droit d Auteur,

Plus en détail

Circulaire du 5 janvier 2012 Relative au Règlement intérieur type des comités techniques NOR : MFPF1200536C

Circulaire du 5 janvier 2012 Relative au Règlement intérieur type des comités techniques NOR : MFPF1200536C RÉPUBLIQUE FRANÇAISE Ministère de la fonction publique Circulaire du 5 janvier 2012 Relative au Règlement intérieur type des comités techniques NOR : MFPF1200536C Le ministre de la fonction publique à

Plus en détail

Présentation générale du fonctionnement de la réserve parlementaire

Présentation générale du fonctionnement de la réserve parlementaire RÉPUBLIQUE FRANÇAISE LIBERTÉ - ÉGALITÉ - FRATERNITÉ Demande de réserve parlementaire Présentation générale du fonctionnement de la réserve parlementaire De manière générale, dans chaque circonscription,

Plus en détail

MODALITÉS D INSCRIPTION

MODALITÉS D INSCRIPTION DOSSIER D INSCRIPTION AU CLUB DE PLONGEE DU Ve Saison 2015-2016 POT DE RENTREE informations et inscriptions Mercredi 9 septembre 2015 1 ère séance de piscine Mercredi 16 septembre 2015 1ère séance de fosse

Plus en détail

LE PRESIDENT DU FASO, PRÉSIDENT DU CONSEIL DES MINISTRES,

LE PRESIDENT DU FASO, PRÉSIDENT DU CONSEIL DES MINISTRES, 1 sur 10 09.04.2012 17:27 DECRET N 2011-512/ PRES/PM/MS/MASSN du 9 août 2011 portant composition, organisation et fonctionnement du Conseil national de lutte contre le SIDA et les Infections Sexuellement

Plus en détail

musiques actuelles et politiques publiques

musiques actuelles et politiques publiques FORMATIONS E X P E R T S NOUVEAU musiques actuelles et politiques publiques 2011 ac t ART CULTURE TRANSMISSION les 14 et 15 mars 2011 Paris Comment initier un projet d équipement de pratiques des musiques

Plus en détail

Est également présente : madame Lise Bigonesse, greffière adjointe.

Est également présente : madame Lise Bigonesse, greffière adjointe. PROVINCE DE QUÉBEC VILLE DE SAINT-JEAN-SUR-RICHELIEU R È G L E M E N T N o 1 1 7 3 Règlement établissant un programme de revitalisation sous forme d un crédit de taxes pour les immeubles commerciaux du

Plus en détail

Organe consultatif indépendant de surveillance de l OMPI

Organe consultatif indépendant de surveillance de l OMPI F WO/IAOC/32/2 ORIGINAL : ANGLAIS DATE : 14 AVRIL 2014 Organe consultatif indépendant de surveillance de l OMPI Trente-deuxième session Genève, 17 21 mars 2014 RAPPORT adopté par l Organe consultatif indépendant

Plus en détail

STATUTS DE l ASSOCIATION SPORTIVE ANTONY VOLLEY

STATUTS DE l ASSOCIATION SPORTIVE ANTONY VOLLEY STATUTS DE l ASSOCIATION SPORTIVE ANTONY VOLLEY Article 1 : Constitution et siège social Il est fondé, le 12 mai 1998, entre les adhérents aux présents statuts une association régie par la loi du 1er juillet

Plus en détail

UNIVERSITE MONTPELLIER I UFR de PHARMACIE

UNIVERSITE MONTPELLIER I UFR de PHARMACIE UNIVERSITE MONTPELLIER I UFR de PHARMACIE DOPAGE «DE L ANALYSE A LA PREVENTION» EN PARTENARIAT AVEC DOPAGE : de l analyse à la prévention PORTEURS DU PROJET RESPONSABLES S Michel AUDRAN Professeur de pharmacie

Plus en détail

Campagne en vue du premier tour de l élection du Président de la République, le 22 avril 2007

Campagne en vue du premier tour de l élection du Président de la République, le 22 avril 2007 Campagne en vue du premier tour de l élection du Président de la République, le 22 avril 2007 Ordre de passage des émissions de la campagne officielle radiotélévisée Ces émissions sont de trois formats,

Plus en détail

Calendrier de la session 2012 des Conseil d exploitation postale, Conseil d'administration et des autres réunions se tenant à cette occasion

Calendrier de la session 2012 des Conseil d exploitation postale, Conseil d'administration et des autres réunions se tenant à cette occasion 3 UPU UNION POSTALE UNIVERSELLE CEP/CA 2012.1 Calendrier.Rev 3 CONSEIL D'EXPLOITATION POSTALE/CONSEIL D ADMINISTRATION Calendrier de la session 2012 des Conseil d exploitation postale, Conseil d'administration

Plus en détail

JEUDI 13 DÉCEMBRE 2012 MAISON DE LA CHIMIE

JEUDI 13 DÉCEMBRE 2012 MAISON DE LA CHIMIE ORGANISÉE ET PRÉSIDÉE PAR Armand JUNG Député du Bas-Rhin, membre de la Commission des affaires économiques, président du Comité national de sécurité routière Dominique RIQUET Député européen, vice-président

Plus en détail

Secrétariat du Grand Conseil PL 10573-A

Secrétariat du Grand Conseil PL 10573-A Secrétariat du Grand Conseil PL 10573-A Date de dépôt : 26 janvier 2010 Rapport de la Commission des finances chargée d'étudier le projet de loi du Conseil d'etat ouvrant un crédit d'investissement de

Plus en détail

DE PRESSE DOSSIER 1965-2015

DE PRESSE DOSSIER 1965-2015 DE PRESSE DOSSIER 1965-2015 MOT DU DIRECTEUR «Guadeloupe, Terre de Sport, Terre de Champions!» L année 2015 est une année exceptionnelle pour le CREPS des Antilles et de la Guyane «second campus d Excellence

Plus en détail

RÉUNION DU CONSEIL MUNICIPAL DU JEUDI 20 DECEMBRE 2012

RÉUNION DU CONSEIL MUNICIPAL DU JEUDI 20 DECEMBRE 2012 RÉUNION DU CONSEIL MUNICIPAL DU JEUDI 20 DECEMBRE 2012 L an deux mil douze, le vingt décembre à vingt heures, Le Conseil Municipal de la Commune de Saint-Rémy dûment convoqué, s est réuni en session ordinaire,

Plus en détail

Spécificités du cours

Spécificités du cours Spécificités du cours Période 7: 18 juin 10 juillet 2012 Cours en anglais de 3 crédits Les participants voyagent à l étranger pour une période d environ 2 semaines Groupe d étudiants du MBA et de la M.Sc.

Plus en détail

CONSEIL DES MINISTRES

CONSEIL DES MINISTRES CONSEIL DES MINISTRES LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE A REUNI LE CONSEIL DES MINISTRES AU PALAIS DE L ÉLYSEE LE MERCREDI 2 SEPTEMBRE 2015 À L ISSUE DU CONSEIL, LE SERVICE DE PRESSE DE LA PRESIDENCE DE LA

Plus en détail

Grandes Villes Hebdo La Lettre des Maires de Grandes Villes de France

Grandes Villes Hebdo La Lettre des Maires de Grandes Villes de France Grandes Villes Hebdo La Lettre des Maires de Grandes Villes de France Les dynamiques urbaines N 994 - Mercredi 20 novembre 2013 > Sommaire Actu 4 Prochaine réunion des directeurs généraux des services

Plus en détail

Lundi Mardi Mercredi Jeudi Vendredi Samedi Dimanche. Camp des Cactus JD1 @ Stanstead 16:30 18:30 FOOTBALL CADET D2

Lundi Mardi Mercredi Jeudi Vendredi Samedi Dimanche. Camp des Cactus JD1 @ Stanstead 16:30 18:30 FOOTBALL CADET D2 Août 2015 Lundi Mardi Mercredi Jeudi Vendredi Samedi Dimanche 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 RENTRÉE SERVICE DES SPORTS 11 Cactus JD1 15:00 18:30 Accueil et mee ng au local 287 + prépara on des équipements au ves

Plus en détail

Abréviations Préambule Art. 1 Nom, siège Art. 2 Buts Art. 3 Tâches

Abréviations Préambule Art. 1 Nom, siège Art. 2 Buts Art. 3 Tâches Statuts Abréviations AD Assemblée des délégués CAS Club Alpin Suisse (association centrale) CC Comité central CG Commission de gestion CP Conférence des présidents CSFA Club Suisse des femmes alpinistes

Plus en détail

REUNION A L OCDE, PARIS

REUNION A L OCDE, PARIS ECONOMIE ET SECURITE 268 ESC 12 F rév2 Original : anglais Assemblée parlementaire de l OTAN COMMISSION DE L ECONOMIE ET DE LA SECURITE REUNION A L OCDE, PARIS 10 FEVRIER 2012 Salle C, Château Centre de

Plus en détail

Cours VI : VIE POLITIQUE LOCALE, RELATIONS ENTRE SOCIETE CIVILE ET POUVOIR POLITIQUE

Cours VI : VIE POLITIQUE LOCALE, RELATIONS ENTRE SOCIETE CIVILE ET POUVOIR POLITIQUE Cours VI : VIE POLITIQUE LOCALE, RELATIONS ENTRE SOCIETE CIVILE ET POUVOIR POLITIQUE INTRODUCTION : Les collectivités territoriales Depuis la révision constitutionnelle du 28 mars 2003, sont définies comme

Plus en détail

COMMUNIQUÉ DE PRESSE Pour diffusion immédiate

COMMUNIQUÉ DE PRESSE Pour diffusion immédiate COMMUNIQUÉ DE PRESSE Pour diffusion immédiate Programmation détaillée du 4 ème DAVOC, 5 au 7 mai, Palais des congrès, Yaoundé Yaoundé, le 28 avril 2011 CASA-NET (CAmeroonian Skills Abroad NETwork) est

Plus en détail

Les concours de l Assemblée nationale

Les concours de l Assemblée nationale A S S E M B L É E N A T I O N A L E Les concours de l Assemblée nationale Les informations contenues dans cette brochure ont été mises à jour en septembre 2012 ASSEMBLÉE NATIONALE Service des Ressources

Plus en détail

LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE,

LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE, fv'ilnistere DU DEVELOPPEMENT A LA BASE, DE L'ARTISANAT, DE LA JEUNESSE ET DE L'EMPLOI DES JEUNES MINISTERE DE L'ADMINISTRATION TERRITORIALE, DE LA DECENTRALISATION ET DES COLLECTIVITES LOCALES REPUBLIQUE

Plus en détail

DEC 40/2013 QUATORZIÈME LÉGISLATURE SESSION ORDINAIRE DE 2013-2014. Le 27 novembre 2013 Le 27 novembre 2013

DEC 40/2013 QUATORZIÈME LÉGISLATURE SESSION ORDINAIRE DE 2013-2014. Le 27 novembre 2013 Le 27 novembre 2013 DEC 40/2013 ASSEMBLÉE NATIONALE S É N A T QUATORZIÈME LÉGISLATURE SESSION ORDINAIRE DE 2013-2014 Reçu à la Présidence de l'assemblée nationale Enregistré à la Présidence du Sénat Le 27 novembre 2013 Le

Plus en détail

Les producteurs des végétaux d'ornement

Les producteurs des végétaux d'ornement 67 è Congrès de la Fédération Nationale Les producteurs des végétaux d'ornement 23/24 juin 2011 Le VÉGÉT L en CAPIT LE Dossier congressiste en Île de France, à Paris à l'espace du Centenaire Paris C est

Plus en détail

SEMINAIRE CASCADe. Du 17 au 21 novembre 2008 Cotonou, Bénin Rendez vous à 8h30, le lundi 17 novembre à l Hôtel du Lac, Rue de l'hôtel du Lac, Cotonou

SEMINAIRE CASCADe. Du 17 au 21 novembre 2008 Cotonou, Bénin Rendez vous à 8h30, le lundi 17 novembre à l Hôtel du Lac, Rue de l'hôtel du Lac, Cotonou Objectifs du séminaire SEMINAIRE CASCADe Le séminaire CASCADe de Cotonou a pour objectif principal de consolider l'expertise MDP et Marché Volontaire du Carbone au Bénin. Les objectifs finaux du séminaire

Plus en détail

COMPTE-RENDU SOMMAIRE DE LA SÉANCE DU CONSEIL MUNICIPAL DU 24 AVRIL 2014

COMPTE-RENDU SOMMAIRE DE LA SÉANCE DU CONSEIL MUNICIPAL DU 24 AVRIL 2014 1 VILLE DE SAINTE FOY-LÈS-LYON ---------- Secrétariat Général ---------- BI/NC COMPTE-RENDU SOMMAIRE DE LA SÉANCE DU CONSEIL MUNICIPAL DU 24 AVRIL 2014 Le conseil municipal, sous la présidence du Maire,

Plus en détail

Guide de Bonnes Pratiques d Hygiène de la filière vanille

Guide de Bonnes Pratiques d Hygiène de la filière vanille SOMMAIRE Comment utiliser ce guide?... 4 Préambule... 5 1. Champ d application et objectifs du guide... 6 2. Présentation générale de la filière et description du produit 2.1. Présentation générale de

Plus en détail

RÈGLEMENT GÉNÉRAL A.R.E.F.I.S

RÈGLEMENT GÉNÉRAL A.R.E.F.I.S Se former tout au long de la vie RÈGLEMENT GÉNÉRAL A.R.E.F.I.S Article 1 : Qualité de membre de l association (Article 4 des statuts) L exclusion d un membre adhérent de l association ne peut être prononcée

Plus en détail

REGLEMENT INTERIEUR TITRE I : DISPOSITIONS GENERALES

REGLEMENT INTERIEUR TITRE I : DISPOSITIONS GENERALES RÉPUBLIQUE DU BÉNIN COUR CONSTITUTIONNELLE REGLEMENT INTERIEUR TITRE I : DISPOSITIONS GENERALES Article 1 er : Le présent Règlement Intérieur est pris en application des dispositions de la Loi n 90-032

Plus en détail

STATUTS MOTO-CROSS CLUB "LES MEYRINOS"

STATUTS MOTO-CROSS CLUB LES MEYRINOS STATUTS MOTO-CROSS CLUB "LES MEYRINOS" Genève / Suisse Statuts MCC Les Meyrinos page 2 Article 1 RAISON SOCIALE, SIEGE SOCIAL Le MOTO-CROSS CLUB LES MEYRINOS, ci-après nommé MCC LES MEYRINOS, est une association

Plus en détail

Valoriser le capital humain 2014

Valoriser le capital humain 2014 L Université Hommes-Entreprises présente 2ème édition CYCLE DIRIGEAN T Valoriser le capital humain 2014 TOULOUSE Aujourd hui l Entreprise redécouvre l importance de valoriser le capital humain, socle de

Plus en détail

XMP Entrepreneur. créer, reprendre, développer sa propre entreprise

XMP Entrepreneur. créer, reprendre, développer sa propre entreprise XMP Entrepreneur créer, reprendre, développer sa propre entreprise 1 Sommaire L association Les objectifs Les activités Les moyens Les questions récurrentes Exemples de reprises d entreprises 2 L association

Plus en détail

1. AIDE MUNICIPALE POUR LE RAVALEMENT DE FAÇADE M. MYRIAM MICHEL 2. CREATION D UN POSTE D ADJOINT TECHNIQUE AGENT POLYVALENT

1. AIDE MUNICIPALE POUR LE RAVALEMENT DE FAÇADE M. MYRIAM MICHEL 2. CREATION D UN POSTE D ADJOINT TECHNIQUE AGENT POLYVALENT COMPTE RENDU DE LA REUNION DU CONSEIL MUNICIPAL DU 20 JUIN 2014 L'an deux mille quatorze, le vingt juin, à 19 H 00, le Conseil Municipal de la Commune de Jarnac, dûment convoqué le 13 juin 2014, s'est

Plus en détail

3 ème CONFERENCE MONDIALE DES PRESIDENTS DE PARLEMENT

3 ème CONFERENCE MONDIALE DES PRESIDENTS DE PARLEMENT 3 ème CONFERENCE MONDIALE DES PRESIDENTS DE PARLEMENT Nations Unies, Genève, 19-21 juillet 2010 SP-CONF/2010/1-Inf.3 10 juillet 2010 INFORMATION A L INTENTION DES DELEGUES ET DES MISSIONS PERMANENTES A

Plus en détail

+, -. / 0 1! " #! $ % % %! &' ( &))*

+, -. / 0 1!  #! $ % % %! &' ( &))* !"#!$%% +,-. /01 %!&'(&))* 23%#!! " # " " " "$! 4 5-6 4! 1! " # - 5! " # 6 3! " # 7! " # " 8! 9 : ; 5 7 4! 1! # 42 5! 5 < 44 3! # " 7! 41 5 8 '9 4! " $ = " > 4!4 *% 43 4!1? 48 4 4!5 $ 9 4!3 4@ 4!7 $ #

Plus en détail

PASS CULTURE SPORT REGLEMENT D INTERVENTION

PASS CULTURE SPORT REGLEMENT D INTERVENTION PASS CULTURE SPORT REGLEMENT D INTERVENTION OBJET A travers ce dispositif, la Région souhaite : Démocratiser l accès à la culture Faire du dispositif un véritable outil d ouverture culturelle Valoriser

Plus en détail

Durée : 1 journée (7 heures)

Durée : 1 journée (7 heures) FORMATION B2C REFERENCEMENT SEO Objectif : Stratégie de positionnement de votre site dans les moteurs de recherche, avec utilisation des modules SEO de e-liberty B2C Programme détaillé : Fonctionnement

Plus en détail

Mutuelle du Centre Culturel Islamique Luxembourg

Mutuelle du Centre Culturel Islamique Luxembourg Mutuelle du Centre Culturel Islamique Luxembourg (Extrait Mémorial B - Nº22 du 2 avril 2001) REMARQUE : Ce texte contient les modifications apportées en 2006 et 2007 Arrêté ministériel du 14 mars 2001

Plus en détail

Kanban et son utilisation à la Société GRICS

Kanban et son utilisation à la Société GRICS Kanban et son utilisation à la Société GRICS Par : Serge Pelletier Directeur de l informatique Richard Salette Chef d équipe Serveurs et réseau Vous vous apprêtez à entendre parler d une expérience continue

Plus en détail

SAMCEP PRÉ-PROGRAMME. Congrès L ESTHÉTIQUE AU MASCULIN. Hôtel Royal Riviera, Saint-Jean-Cap-Ferrat

SAMCEP PRÉ-PROGRAMME. Congrès L ESTHÉTIQUE AU MASCULIN. Hôtel Royal Riviera, Saint-Jean-Cap-Ferrat VENDREDI 19 & SAMEDI 20 JUIN 2015 Congrès SAMCEP Hôtel Royal Riviera, Saint-Jean-Cap-Ferrat PRÉ-PROGRAMME THÈMES DU CONGRÈS L ESTHÉTIQUE AU MASCULIN Les fondamentaux en esthétique Les dernières nouveautés

Plus en détail