FITSIRIHANA SY FANARAHA- MASO NY FIZARANA MITOHY «LAY MISY ODIMOKA» - Tamatave2

Documents pareils
Module 13 Fiofanana 5S eo amin ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d appui (module en Malgache)

Augustin Andriamananoro, dans son bureau ministériel, ce 26 mai 2010

De la ferme à l usine

UN VECTEUR D AVENIR LE LAIT VITA NY FANAVAOZANA SY NY FANATSARANA LA CHARTE INFORMATIQUE INTERVIEW RAMANANTSOA EPI PLUS BESARETY

REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana MINISTERE DE L'ENVIRONNEMENT, DES EAUX ET FORETS DECRET MECIE

REPOBLIKAN i MADAGASIKARA

Analyse de quelques occurrences issues d un corpus oral (dialecte betsileo) Quelques pistes pour l apprenant

Ecole Hôtelière LA RIZIERE Collège Saint François- Xavier B.P Antady, Fianarantsoa (301) Tél info@lariziere.

Kabarin Andriamatoa Praiminisitra RAVELONARIVO Jean FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKA ANKAPOBEN NY FANJAKANA. Tsimbazaza : 11 febroary 2015

FTTAIYANA AI{':NSORAIRA NT trryorua}ibe TIONALE REPOBLIKA FAHAEFATRA FEPOTOANA FANAOVAN.DALANA VOALOHANY FOTOAM-PIVORIANA MANOKANA TAONA 2014

mensuel d informations régionales 9è édition - Août 2011

E1 403 VOL. 1 JIRO SY RANO MALAGASY REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA JIRAMA

Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara

EXPOSE DES MOTIFS. Uniformisation du taux du Droit de Douane sur les machines et appareils ;

PRESIDENCE DE LA TRANSITION

ATRIKA Le journal de l ASMF

FINOANA SY FAHAZAVANA FOI ET LUMIERE

Tehindrazanarivelo Liva; Mamy Aimanantsoa; Toky Rabemanantsoa; Alex Objet:

ATTRIBUTIONS MESURES DE CONSERVATION

FANILO MIAMPITA. TÉLÉPHONIE FIXE La honte. Encore sous le monopole Après le drame libanais, voilà que resurgit

FANABEAZANA OLOM-PIRENENA RECUEIL DES TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR (VOL. I)

Pour plus de transparence

Ny Vaovao Mahafaly. La Bonne Nouvelle

Retour au menu MinJustice

mensuel d informations régionales Edition Numéro 28 - mars 2013

ISSN: Melanophylla angustior (Melanophyllaceae) Ravintsara

ASMF : «Miorim-paka mba hanasoa olona» Oeuvrer au service d autrui Samedi 21 février 2009

DES SUPERVISEURS DES SERVICES A BASE COMMUNAUTAIRE (AC/SBC) EN GESTION DES INFORMATIONS DE LA PLANIFICATION FAMILIALE ET DE LA SANTE MATERNELLE

AVIS DE CONCOURS D ENTREE AU CESAG ANNEE ACADEMIQUE :

LA POLITIQUE DE COMMUNICATION. Une entreprise peut vendre un produit sans publicité mais pas sans communication. Myriem Le May COMEIT

Vos extraits de compte dans PC banking. Manuel d utilisation

360 leaders : quoiet pour qui

Vous assurez l accueil des visiteurs et/ou la permanence téléphonique du Ministère de la Région de Bruxelles-Capitale.

DOSSIER DE PRESENTATION


Manuel d utilisation Téréva Direct. Découvrez un espace de vente. infiniment pro. Pictogrammes métiers PRINT: Pictogrammes Services Site PRINT : PRIX

AGENCE-CONSEIL EN MARKETING DIRECT ET PROMOTION DES VENTES

Magasinier en aéronautique

Notice d utilisation. Présentation générale...p 2 à 3. Installation...P 3 à 6. Fonctionnement...P 9. Agréé une marque déposée par La Poste

DOSSIER DE CANDIDATURE

POUR UNE EUROPE ACCESSIBLE A TOUS

«Paiement en ligne» : Que choisir pour vendre en ligne mon hébergement, activité?!

SurveyMonkey Un outil de sondage électronique. Objectifs


PRESENTATION MOBILE GLOBE. Jusqu à 80% d économies sur vos factures En toute liberté

TABLEAU D ARCHIVAGE MODELE A DESTINATION DES LIGUES, COMITES ET CLUBS. Janvier 2008

DOSSIERS DE PRESSE CURRICULUM VITAE DES ORGANES DE DIRECTION PAX HOLDING ET PAX, SOCIÉTÉ SUISSE D ASSURANCE SUR LA VIE SA

Pourquoi choisir les produits 3CX? Principales caractéristiques et avantages uniques. a VNU company

Les restrictions légales à la participation d'investisseurs étrangers dans les entreprises russes

Détail des modules de la formation en appels sortants

Les R la l t a io i ns n p b u l b i l q i u q e u s d u R o R ta t ry

VI. Tests non paramétriques sur un échantillon

Géométrie dans l espace Produit scalaire et équations

Sur Internet aussi, ma MSA me facilite la vie

Dématérialisation : «L arlésienne» du Mobile NFC vs les déploiements du Smart Object NFC

Aide à l utilisation

INTEGRALMANAGER by EICL

Villa Prangins. Plaquette Projet. Speec S.A Route de Thonon, Vesenaz

Kit pédagogique RFID-EDUC

Fructi-Télésurveillance est une filiale d'assurances Banques Populaire IARD

une stratégie la créativité des solutions

Contacts. la Ligue de l'enseignem. de votre MDL. Ardennes. Aube. Marne. Haute-Marne

Certificat en interventions de group et leadership

TERMES DE REFERENCE POUR PRESTATAIRE INDIVIDUEL ET CONSULTANT

Logiciel de gestion de la taxe de séjour à destination des hébergeurs Communauté Urbaine de Strasbourg DIDACTITIEL

alarme incendie (feu non maîtrisable)

PME ÉVALUATEURS D ENTREPRISES

Questionnaire RC Professionnelle des Intermédiaires Financiers et Immobiliers et des Courtiers d Assurance

Réseau de Mandataires en Immobilier réservé aux professionnels et diplômés

métiers médicaux? De Mey Daniël HIS Bruxelles

FORMATS DE JEU POUR LA PRATIQUE DU SOCCER AU QUÉBEC FÉDÉRATION DE SOCCER DU QUÉBEC



QUE PEUT APPORTER l AUTO ENTREPRENARIAT?

une expertise 360 de la communication : édition, affichage, web, radio, packaging, B to B, événementiel

Enseignement des habiletés sociales au secondaire

Gestion des risques de crédit. Termes de référence (TDR)

Quels noms de domaine doit on obtenir pour maximiser l'impact de ses marques de commerce? Comment gérer les conflits?

Accès à toutes les équipes de soutien SUN (4786)

L AUTOMOBILE UN UNIVERS INDUSTRIEL QUI SE RÉINVENTE

Maitre de conférences associé en e-marketing à l'université d'angers. Responsable webmarketing International chez Jymeo

La rémunération de l apprenti :

RESPONSABLE SUPPLY-CHAIN CHEF DE PROJET INDUSTRIEL CONSULTANT EN ORGANISATION RESPONSABLE SYSTÈMES D'INFORMATION. Objectifs de l option :

IUT Info-Com 2 ème année LE MARKETING DIRECT. Sandrine Michel. Formation sandrine.michel@gmail.com

Étude de cas détaillée: Matelas Bonheur

Dossier individuel d admission

Risk management ( La gestion des risques) Table des matières

Dossier de candidature Masterclass TVA 2014

GUIDE DES SOLUTIONS DE PAIEMENT SECURISE

FORMULAIRE DE DECLARATION RESPONSABILITE CIVILE PROFESSIONNELLE DES EXPERTS IMMOBILIERS

Liste des sujets de mémoire CSA

Défaut de paiement : une obligation incomplète

Livret «Spécial jeunes»

@topcomnews

TENNIS CLUB DU LYS CHANTILLY

Catalogue des produits. Tarification 2013

Les Énergies Capter et Stocker le Carbone «C.C.S»

Le Club de Gestion. Le prêt PCE. Le prêt PCE

compléter son cursus par un «dual diplome»

Transcription:

FITSIRIHANA SY FANARAHA- MASO NY FIZARANA MITOHY «LAY MISY ODIMOKA» - Tamatave2 A. Vokatry ny tomban ezaka fiofanan ny LRF sy AC B. Fandravonana sy toro-marika mikasika ny dinidinika sy ny fanaraha-maso page 1

A. Vokatry ny tomban ezaka fiofanan ny LRF sy AC page 2

Mpanentana ara-pahasalamana (AC) LOHA-HEVITRA ENY TSIA Momba ny andraikiny 82% 17% Momba ny sokajin olona tsy maintsy tsidihina 86% 14% Momba ny fahazoana ny lay misy odimoka maharitra : Ireo fitaovanam-pitantanana. 94% 6% Hafatra ara-pahasalamana a. Ho an ny mpikarakara zaza vita vakisiny kitrotro? 100% 0% b. Ho an ny vehivavy bevohoka? 100% 0% d. Ho an ny olona anaty tokantrano misy faritra hatoriana tsy rakotra lay? 93% 7% page 3

Mpanentana ara-pahasalamana (LRF) LOHA-HEVITRA ENY TSIA Momba ny andraikiny 100% Ireo fitaovam-pitantanana ampiasain ny LRF eny anivon ny fokontany 100% page 4

Lesona notsoahina 1. Tokony hisy toro-lalana ho an ireo mpanara-maso izay hampiasaina isaky ny manao revue mba hahafahana mampitombo hatrany ny fahalalan ny AC sy LRF 2. Tokony tohizana ny tomban ezaka fiofanana ho amin ny dingana ambonimbony kokoa 3. Hezahina ho zaraina ara-potoana amin ny mpiaramiombon antoka ny vokatra mba hahafahana mandray fepetra haingana page 5

B. FANDRAVONANA SY TORO- MARIKA page 6

Asa natao 1: Dinidinika arahiana fanontaniana amin ny LRF sy AC Tanjona : Hahafahana mahafantatra ireo hetsika tsotra nefa mahomby ampiasain ny mpanentana mandritry ny fizarana sy ireo tolo-kevitra fanatsarana ny asa fizarana

Hetsika tsotra, mahomby 1. LRF : - Finiavana na dia tsy AC ary teo aloha - Mahafehy tsara ny famenoana ny antontan-taratasy fitantanana ny «Lay» - Mahafehy kokoa ireo hafatra ara-pahasalamana - To teny amin ny mpiara-monina - Mahay mandamina asa (fotoana fizarana lay, manao fanadihadihana alohan ny hanolorana ny lay) - Miezaka mamaly ny fanontaniana tsy voavalin ny AC - Manana toerana hiantohana ny fitehirizana ny «Lay» page 8

Hetsika tsotra, mahomby 2. AC : - Finiavana na dia tsy AC ary teo aloha - Mahafehy ny famenoana ny antontan-taratasy ny «Lay» - Mitsidika ireo tokantrano rehetra - Mahalala tsara ny mpiara-monina - Mifanampy amin ireo AC amin ny fanatanterahana ny asa page 9

Tolo-kevitra ho fanatsarana 1. LRF : - Fijerena akaiky ny sara-pitaterana ny «Lay» - Fampahafantarana mialoha ny foto-pamatsiana - Fijerena akaiky ny isan ny «lay» vatsiana - Fampiasana ireo «Lay efa rota» 2. AC: - Tokony mba omena marika hahafantaran ny olona azy (badge, ) - Omena fitaovana ho entina manentana (matériel BCC) - Hampitomboana ny fanaraha-maso ny asa page 10

Asa natao 2: Fanaraha-maso ny asa LRF sy ny AC Tanjona : Hahafahana mitily ny fahaizamanaon ny LRF sy ny AC mandritry ny fanatanterahana ny asa ara-tserasera sy manolotra tolo-kevitra ho fanatsarana ny fomba fiasan izy ireo.

Fanaraha-maso ny AC 1. Ireo teboka tsara : - Mahafehy tsara ireo fepetra dimy tokony hahazoan ny mpiray tanana lay - Mahafehy ny famenoana ny coupon sy ny registre - Mahafantatra ny fisian ny fanentanana 3 (F1; F3 sy F4) - Mahatadidy ny 2/3 ny hafatra tokony ampitaina ary amin ny fotoana tokony hanaovana izany. - Mahay mandresy lahatra ny olona manoloana ny tsaho page 12

Fanaraha-maso ny AC 2. Ireo teboka hatsaraina : - Manao ho lahara-pahamehana ny hafatra F1 - Mampita hafatra ara-pahasalamana tazomoka aloha vao miroso amin ny dinika mikasika ny «Lay» - Hazavaina tsara ny tokony ho hataon ny olona any amin ny LRF ary ny fitohizan ny VAD (F3) miaraka amin ny AC rehefa mahazo»lay» page 13

Fanaraha-maso ny LRF 1. Ireo teboka tsara : - Mahafehy tsara ireo fepetra dimy tokony hahazoan ny mponina lay - Mahafehy ny famenoana ny registre - Mahatadidy ny 2/3 ny hafatra tokony ampitaina ary amin ny fotoana tokony hanaovana izany (F2). - Mahay mandresy lahatra ny olona manoloana ny tsaho 2. Ireo teboka hatsaraina : - Manao ho lahara-pahamehana ny hafatra F2 - Manamafy ny fitohizan ny VAD (F3) miaraka amin ny AC rehefa mahazo»lay» page 14

Toro-marika ho fanatsarana 1. Tokony homena ireo takelaka mavo misy ny toro-lalana amin ny asany daholo ireo LRF sy AC rehetra (Tamatave sub urbain ) 2. Tokony hampitombona ny fanaraha-maso sy ny fizarana «feed-back» ny AC sy ny LRF ankoatry ny «revue mensuelle», indrindra ireo izay mbola votsavotsa ary ampiasaina ny teknika fanaraha-maso 3. Tokony hatsaraina ny fitaovana (taratasy) fanarahamaso eny anivon ny fiaraha-monina sy ny TA 4. Tokony ho rovitina ny fonon ny «Lay», izay vao zaraina amin ny mpahazo tombontsoa page 15

Soso-kevitra ho an ny tetik asa 1. Hampitomboana ireo fitaovam-panentanana hita maso ampiasain ny AC 2. Hamafisina ny fanaraha-maso eny anivon ny fiarahamonina, dingana nasionaly amin ny alalan ny fanatsarana ny fitaovana fanaovana fanaraha-maso ny TA 3. Rovitina ny sachet ny lay mandritry ny fizarana maimaim-poana araka ny toro-mariky ny MOH 4. Zaraina amin ny AC ny hafatra fototra ho fitandroana ny tontolo iainana 5. Tohanana amin ny fanaparihana ny radio tanana ny mponina amin ny faritra sahirana (club d écoute) page 16

Healthy lives, Measurable results Misaotra indrindra