TOROLALANA LALAO BIBLIA QUIZ

Dimension: px
Commencer à balayer dès la page:

Download "TOROLALANA LALAO BIBLIA QUIZ"

Transcription

1 TOROLALANA LALAO BIBLIA QUIZ Fanoroam-pejy: Fampidirana 2 Andininy 1 Lalao iraisam-pirenena 2 Andininy 2 Ireo fitaovana ampiasaina 2 Andininy 3 Ny Tranonkala misy ny lalao 2 Andininy 4 Ireo tenim-pirenena isafidianana amin ny lalao 2 Andininy 5 Lisi-panontaniana sy ny sarany 3 Andininy 6 Ny isa azo isaky ny valim-panontaniana marina 3 Andininy 7 Ireo karazana loka ho zaraina 3 Andininy 8 Ny fandrotsahana mialoha ny saram-pandraisana anjara sy ny laharana mifanaraka aminy 3 Andininy 9 Ny faharetan ny lalao 4 Andininy 10 Ny fomba androtsahana vola 4 Andininy 11 Ny endriky ny pejy misy ny lalao sy ireo faritra ho fenoina ao amin ny tranonkala 5 Andininy 12 Famaranana 6 1

2 Fampidirana: Fitaovam-panabeazana mitondra fiovana lalim-paka sy fandrosoana ny Baiboly hatramin ny nidirany teto Madagasikara. Mandraka ankehitriny dia tsy mitsahatra mitondra fivoarana sy fampandrosoana ny olona rehetra sy ny olona manontolo ny Tenin Andriamanitra. Ny FMBM, amin ny alalan izao lalao aterineto izao, dia mikendry hatrany ny fanabeazana ny mpiray tanindrazana mba hanana fahavonona hiatrika ny fanambin ny fiainana ankehitriny. Ho fanabeazana ny olona rehetra no anton izao lalao izao Biblia Quiz izao. Koa natao izany mba hampivelarana ny fahalalana ara-baiboly, ny fahalalana ankapobeny ary ny fahalalana ara-tantara. Anisan ny fitaovana ilàna fehezina sy ampiasaina amin ny lafiny miabo mba hampivelatra ny olona ny aterineto. Rehefa voataiza sy mivelatra amin ny fandrantoana fahalalana mahasoa ny saina, dia mitondra vokatra azo tsapain-tanana izany. Manambara izany reheteo Filamatry ny fandrosoana sy ny fandraharahana. Rehefa tsapatsika fa nanova antsika lalina ny Tenin Andiamanitra, dia hifanome tanana hanasongadina ny maha zava-dehibe ny asa fampielezana ny Baiboly isika. Koa ny fandraisanao anjara amin izao lalao Biblia Quiz izao dia efa fanohananao sahady ny fanamboarana ny Trano Foibe vaovao an ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy, izay ho lova ho an ny taranaka mifandimby. TORO-MARIKA FILALAOVANA : 1. Andininy 1: Lalao iraisam-pirenena Azon ny rehetra andraisana anjara ny lalao Biblia Quiz, na ireo izay monina eto Madagasikara izany na ireo any amin ny firenena hafa. 2. Andininy 2: Ireo fitaovana ampiasaina: Azo ampiasaina hanatanterahana ny lalao ny karazam-pitaovana toy ny solosaina (Ordinateur de bureau na PC portable) ny ANDROÏD - ny SMARTPHONE na koa miditra amin ireny CYBER CAFE ireny. 3. Andininy 3: tranonkala misy ny lalao Ny varavarana idirana amin ny lalao dia ny tranonkala : 4. Andininy 4: Tenim-pirenena isafidianana raha hilalao: Azon ny mpandray anjara (mpilalao) isafidianana ireto tenim-pirenena telo (3) ireto: Malagasy, Frantsay Anglisy. Raha mbola eo ampamenoana ny mombamomba azy ny mpandray anjara dia mbola mahazo manova ny teny nosafidiany hampiasaina. Rehefa voatsindrinao ny bokotra «valider», dia ilay teny nosafidianao no manankery amin iny fihodinana indray mandeha iny. Azo atao kosa ny miova ho amin ny tenim-pirenena hafa amin ny fihodinana manaraka. 2

3 5. Andininy 5: Lisi-panontaniana sy ny sarany Mba hahafahan ny mpandray anjara mandinika sy miomana tsara mialoha dia azony alaina (téléchargement) ao amin ilay tranonkala ity toro-marika ity sy ny lisi-panontaniana entina milalao. 60 no isan ny fanontaniana hovaliana ao anatin io lisitra io ary 3000 Ar (na 1 na 1$) no saran ny fandraisana anjara. Misy valiny amin ny tsanganana roa efa omena mialoha mba hisafidianana, ka ny iray amin ireo ihany no marina. 6. Andininy 6: Ny isa azo isaky ny valim-panontaniana marina Misy isa azo isaky ny valim-panontaniana raha toa ka marina ny valinteny, izay mitsinjara ho toy izao manaraka izao : 100 no isa tsotra. Ny tombon isa (Bonus) kosa dia manomboka amin ny 500 ka hatramin ny isaky ny valim-panontaniana marina. Ireo isa sy tombon isa ireo dia hitanao avy hatrany isaky ny fanontaniana. Raha sendra misy mpilalao mitovy isa dia omena fanontaniana tokana izy ireo ho fizarana ny filaharana. Mikisaka mifanaraka amin izany ny filaharana rehetra. 7. Andininy 7: Ireo karazana loka ho zaraina Ny mpandray anjara mahazo isa be indrindra amin ny fiafaran ny lalao no mahazo ny loka voalohany. Marihina fa ireo mpilalao 60 voalohany no ho tolorana Loka. Maro karazana ny loka hozaraina ka isan izany ireo vokatra vokarin ny FMBM. Ny laharana voalohany ka hatramin ny fahatelo no mahazo ireto loka manaraka ireto: 1. Ordinateur Portable Dell Inspiron N5110 Core i7 2nde Génération 2. Samsung Galaxy S7 Edge 3. Tablette Samsung Cover EF-BP520B Métal 8. Andininy 8: Fandrotsahana mialoha ny saram-pandraisana anjara sy ny laharana mifanaraka aminy Izay rehetra handray anjara amin ny lalao Biblia Quiz dia mila mandrotsaka ny saran ny fandraisana anjara amin ny alalan ny Orange Money na MVola na Paypal. Ny lalao manankery dia ireo izay nahazo laharana sy mampiasa n de transaction ho fandraisana anjara. Raha sendra tsy manana kaonty kosa ianao dia afaka mandrotsaka izany eny amin ny kiosque na Boutique na mindrana nomerao kaonty amin ny olon-kafa. Ny zava-dehibe dia ilay n transaction izay tsy maintsy ananana raha hilalao; 3

4 Tsy ferana ny vola arotsaka amin ny transaction iray fa mety hatrany izany rehefa 3000 avo heny ( ar, ar, 9000 ar, sns ) Raha tsy azo zaraina ny vola arotsaky ny mpandray anjara, ka misy ambiny dia tsy afaka hilalaovana intsony izany fa raisina sahady ho toy ny fanampiana atao ho an ny FMBM. Arakaraka ny vola arotsakao no afaka handraisanao anjara amin ny lalao indray mandeha na maromaro. ( Ohatra: Raha te hilalao in-5 ianao dia mandrotsaka 5 x ar = ar, raha in- 10 kosa dia 10 x 3000 ar = ar). Ny vola ambiny tsy nilalaovana amin ny fiafaran ny lalao dia mijanona ho fanampiana ny FMBM. Ny mpilalao tsirairay dia mahazo mandrotsaka vola araka izay tiany, saingy ilaina hatrany ny n de transaction. 9. Andininy 9: Faharetan ny lalao Ny faharetan ny lalao dia 4 volana (4 mois), manomboka ny 01 mars 2017 ka mifarana ny 30 Jona Azon ny FMBM atao anefa ny manitatra sy manohy io fe-potoana io ka tapa-bolana mialohan ny fiafaran ny lalao no hanambarana aminao izany vaovao izany. 10. Andininy 10: Fomba fandrotsahana vola Toy izao ny fomba fandrotsahana vola: Raha Orange Money dia: - Ho an ny olona manana kaonty Orange Money: Tsindrio ny #144# Safidio ny tolotra 6: «paiement marchand» Safidio ny 1 : «payer un marchand» Ampidiro ny «code marchand» tarehimarika 6 : (code FMBM) Ampidiro ny tarehim-bola saran ny fandraisanao anjara (3 000 ar avo heny) :. AR Miseho ny hafatra manamafy izany : «Vous allez payer.. AR auprès du marchand Veuillez entrer votre code secret pour confirmer ou taper 2 pour annuler» Fanambarana manaraka : «Paiement effectué. Vous allez recevoir un sms de confirmation» Maharay SMS fanamafisana indray ianao: «Votre paiement de.. Ar auprès du marchand est réussi.» Trans Id : exemple : «MP A00005» - Ho an ny olona tsy manana Orange Money Alefaso amin ny laharana ny transfert d argent anao avy amin ny alalan ny kaonty Orange Money hafa na manantona kioska misy Orange Money raha tsy manana Izao manaraka izao kosa ny laharan ny «transaction» manokana azonao : 4

5 Trans Id : ohatra : «MP A00005», izay tsy maintsy hangatahanao amin ilay nandray vola Io laharana manokana io dia voarain ny FMBM avy hatrany amin ny alalan ny SMS Orange Money «notification de paiement du client OM» nataon ilay mpandray anjara. Ny tena ilaina amin io laharana io dia ilay misoratra farany :.A00005 Io no ampidirina eo amin ny faritra natokana ho an ny N Transaction rehefa hilalao ny mpandray anjara. ** Adiny efatra ka hatramin ny adiny 6 eo ho eo aorian ny nandrotsahanao ny vola no afaka milalao ianao. Raha MVola dia: Fomba voalohany : Tsindrio #111*1*5*8# Nom du fournisseur :FMBMQUIZZ Nom du contrat : anaranao mpandray anjara Reference : QUIZZ Montant («multiple de Ar») : saran ny fandraisanao anjara Sms de confirmation : maharay sms vaovao ianao, voarainao ny laharan ny transaction (référence)nataonao amin ny alalan ny tarehimarika izay ampidiranao rehefa hilalao. Fomba faharoa : Ampiasao TELMA et MOI Tsindrio MVola Safidio Transférer argent P to p vers abonné MVola Ampidiro ny laharan ny finday : Montant («multiple de Ar») : saran ny fandraisanao anjara Description de transfert :BIBLIAQUIZZ Ampidiro ny code secret : xxxx Maharay sms manamafy izany ka ekeo Sms de notification : maharay sms vaovao ianao, voarainao ny laharan ny transaction (reference)nataonao amin ny alalan ny tarehimarika izay ampidirinao rehefa hilalao. Fomba fahatelo Tsindrio #111*1*2# Ampidiro ny laharan ny finday : Montant («multiple de Ar») : saran ny fandraisanao anjara Description de transfert :BIBLIAQUIZZ Ampidiro ny code secret Maharay sms manamafy izany ka ekeo Sms de notification : maharay sms vaovao ianao, voarainao ny laharan ny transaction (reference)nataonao amin ny alalan ny tarehimarika izay ampidirinao rehefa hilalao. ** Adiny efatra ka hatramin ny adiny 6 eo ho eo aorian ny nandrotsahanao ny vola no afaka milalao ianao. 5

6 10. Andininy 11: Ny endriky ny pejy misy ny lalao sy ireo faritra fenoinao ao amin ny tranonkala Rehefa ao anaty lalao: Mahakasika ny MOMBAMOMBA ANAO Eto vao manomboka ny fahafantarana ny anaranao sy ny fanampin anaranao, ny taona nahaterahana, ny laharana finday, ary ny mailaka. Tsy maintsy ny daty marina nahaterahanao no apetrakao satria io no ahafana manamarina fa anaranao tokoa no nentinao amin ny alalan ny taratasy fanamarinana toy ny karapanondro na passeport na karatra maha-mpianatra, izay entina rehefa haka ny loka. Ny fanananao adiresy mailaka dia manamora ny fanjohianao ny valim-panontaniana izay voarainao avy hatrany raha vao mahavita fihodinana iray. Ny n de transaction apetraka eto dia ilay n nomen ny opérateur anao tamin ny nandrotsahanao vola. Koa na iza na iza olona voatendrinao nandrotsaka ny vola dia ianao izay mitondra ny anarana ihany no afaka mampiasa azy. Afaka milalao ianao mandra-pahatapitry ny vola tamin ny transaction iray. Ny olona iray raha vao milalao voalohany dia mahazo N d identification manokana entiny mandritra ny lalao, izay tazoniny sy voatahiry ho azy mandrapahavitan izany lalao izany. Ny lisitra iray dia misy fanontaniana 60 isa miaraka amin ny valin-teny roa hisafidianana satria ny iray amin ireo ihany no marina ahazoanao isa. Tsy voatery ho voavaly avokoa ny fanontaniana vao afaka manindry ny bokotra valider ianao, fa avy hatrany dia azo alefa. Misy fanamarihana azonao isaky ny milalao. Araho tsara araka ny filaharany ireo faritra fenoina. Transaction iray = mpilalao iray. Tsy azon ny mpilalao hafa ampiasaina intsony io laharana io Mpilalao iray = N d identification iray. Tsy mampiova ny isa efa azonao ny safidy eo amin ny tenim-pirenena hilalaovanao azy. Mpilalao iray = transaction maro araka izay fotoana tiany hilalaovana. Raha vao manindry ny bokotra valider ny valim-panontanianao ianao, dia mahazo hafatra fanamafisana ( confirmation de réponse ). Rehefa ekenao izany dia voarainay ny valinteninao. Mihena ar avy hatrany ny kaontim-bolanao ary azonao avy hatrany kosa ny isa azonao, ny isan ny lalao vitanao, ny isan ny lalao mbola azonao atao amin ny ambim-bolanao, ny isan ny valin ny fanontaniana marina ( fanontaniana tsy misy valiny = diso), ny fitambaran ny isa azonao ( cumul de point ). Ny tranonkalan ny lalao BIBLIA QUIZ dia misokatra manomboka ny 01 Mars 2017 amin ny 00:00:01 ary mifarana ny 30 JONA 2017 amin ny 23:59:59 (ora malagasy, GMT +3). Ny pejy fanentanana momba ny lalao no miseho hatrany ao amin ny tranonkalan ny lalao BIBLIA QUIZ mandra-pigadon ny 01 Martsa Rehefa tapitra kosa ny lalao dia mbola io pejy fanentanana momba ny lalao io ihany no miseho mamarana azy. 6

7 11. Andininy 12: famaranana Manentana anao ary izahay mba handray anjara mavitrika amin izao lalao izao ho fanorenana ny trano foibe vaovao an ny FMBM ao Antaninarenina. Aza hadinoina fa mety ho ianao ilay hibata ny amboara voalohany! 7

mensuel d informations régionales 9è édition - Août 2011

mensuel d informations régionales 9è édition - Août 2011 masolavitra mensuel d informations régionales 9è édition - Août 2011 gratuit Sommaire page 2-3 : Prix de l Entrepreneur Social page 4 : Pour le développement de la région Haute-Matsiatra [Idees Vozama]

Plus en détail

REPOBLIKAN i MADAGASIKARA

REPOBLIKAN i MADAGASIKARA REPOBLIKAN i MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana --------------------- PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE LOI N 2007-038 DU 14 JANVIER 2008 modifiant et complétant certaines dispositions du Code

Plus en détail

Augustin Andriamananoro, dans son bureau ministériel, ce 26 mai 2010

Augustin Andriamananoro, dans son bureau ministériel, ce 26 mai 2010 Augustin Andriamananoro, dans son bureau ministériel, ce 26 mai 2010 Qu est-ce qu on ne raconte pas sur certains ministres qui n ont plus été reconduits au sein du gouvernement Vital II. Cela n a qu une

Plus en détail

EXPOSE DES MOTIFS. Uniformisation du taux du Droit de Douane sur les machines et appareils ;

EXPOSE DES MOTIFS. Uniformisation du taux du Droit de Douane sur les machines et appareils ; A- SUR LE CODE DES DOUANES EXPOSE DES MOTIFS Dans le cadre des réformes législatives initiées pour la Loi des Finances 11, l Administration des douanes a déterminé deux axes stratégiques pour faire face

Plus en détail

UN VECTEUR D AVENIR LE LAIT VITA NY FANAVAOZANA SY NY FANATSARANA LA CHARTE INFORMATIQUE INTERVIEW RAMANANTSOA EPI PLUS BESARETY

UN VECTEUR D AVENIR LE LAIT VITA NY FANAVAOZANA SY NY FANATSARANA LA CHARTE INFORMATIQUE INTERVIEW RAMANANTSOA EPI PLUS BESARETY ANNEE 2 NUMERO 5 GRATUIT JUIN 2014 VITA NY FANAVAOZANA SY NY FANATSARANA LA CHARTE INFORMATIQUE INTERVIEW RAMANANTSOA EPI PLUS BESARETY LE LAIT UN VECTEUR D AVENIR L édito Ny ronono, tsilo mpitondra amin

Plus en détail

REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana ------------ MINISTERE DE L'ENVIRONNEMENT, DES EAUX ET FORETS DECRET MECIE

REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana ------------ MINISTERE DE L'ENVIRONNEMENT, DES EAUX ET FORETS DECRET MECIE REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana ------------ MINISTERE DE L'ENVIRONNEMENT, DES EAUX ET FORETS DECRET MECIE Didim-panjakana laharana faha 99-954 tamin'ny 15 desambra 1999

Plus en détail

Module 13 Fiofanana 5S eo amin ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d appui (module en Malgache)

Module 13 Fiofanana 5S eo amin ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d appui (module en Malgache) Module 13 Fiofanana 5S eo amin ny sehatry ny Fahasalamana Modules de la formation pour le Personnel d appui (module en Malgache) Ministère de la santé publique à Madagascar Mars 2015 Appui par JICA Madagascar

Plus en détail

FTTAIYANA AI{':NSORAIRA NT trryorua}ibe TIONALE REPOBLIKA FAHAEFATRA FEPOTOANA FANAOVAN.DALANA VOALOHANY FOTOAM-PIVORIANA MANOKANA TAONA 2014

FTTAIYANA AI{':NSORAIRA NT trryorua}ibe TIONALE REPOBLIKA FAHAEFATRA FEPOTOANA FANAOVAN.DALANA VOALOHANY FOTOAM-PIVORIANA MANOKANA TAONA 2014 TIONALE REPOBLIKA FAHAEFATRA FEPOTOANA FANAOVAN.DALANA VOALOHANY FOTOAM-PIVORIANA MANOKANA TAONA 2014 DIRECTION DE LA LEGISLATION SERVICE DES PROCES-VERBAUX EÏ DES COMPTES-RENDUS ANALYTIQUES FTTAIYANA

Plus en détail

FINOANA SY FAHAZAVANA FOI ET LUMIERE

FINOANA SY FAHAZAVANA FOI ET LUMIERE FINOANA SY FAHAZAVANA FOI ET LUMIERE BELGIQUE-BELGIE P.P 5060 SAMBREVILLE 6/69330 Gazety avoakan ny Mpiaramivavaka Kristianina Malagasy eto Bénélux (M.K.M.B.) Bulletin de liaison et d information de la

Plus en détail

De la ferme à l usine

De la ferme à l usine ANNEE 1 NUMERO 1 GRATUIT JUIN 2013 Vers la certification HACCP : un facteur clé pour le succès de SOCOLAIT Ny soatoavina maha SOCOLAIT Socolait mamorona hatrany De nouveaux produits arrivent De la ferme

Plus en détail

Analyse de quelques occurrences issues d un corpus oral (dialecte betsileo) Quelques pistes pour l apprenant

Analyse de quelques occurrences issues d un corpus oral (dialecte betsileo) Quelques pistes pour l apprenant Ao Analyse de quelques occurrences issues d un corpus oral (dialecte betsileo) Quelques pistes pour l apprenant Préambule Locutrice non native du malgache Présentations traditionnelles de ao Sens et le

Plus en détail

ATRIKA Le journal de l ASMF

ATRIKA Le journal de l ASMF Association des Anciens du Collège St-Michel en France ATRIKA Le journal de l ASMF OCTOBRE 2010 ÉDITION : Octobre 2010, NUMÉRO 12 Éditorial 2010 ASMF bureau 2009/2010 Joël Rambatomanga(1990) Président

Plus en détail

PRESIDENCE DE LA TRANSITION

PRESIDENCE DE LA TRANSITION PRESIDENCE DE LA TRANSITION LOI N 2012-021 PORTANT LOI DE FINANCES POUR 2013 IMPRIMERIE NATIONALE 2012 1 LOI N 2012-021 DU 17 DECEMBRE 2012 PORTANT LOI DE FINANCES POUR 2013 2 PRESIDENCE DE LA TRANSITION

Plus en détail

Tehindrazanarivelo Liva; Mamy Aimanantsoa; Toky Rabemanantsoa; Alex Objet:

Tehindrazanarivelo Liva; Mamy Aimanantsoa; Toky Rabemanantsoa; Alex Objet: Randriamiharisoa Alex De: randriamihaja josefa [r_josefa@yahoo.fr] Envoyé: jeudi, 1. octobre 2009 16:03 À: AZ Cc: Tehindrazanarivelo Liva; Mamy Aimanantsoa; Toky Rabemanantsoa; Alex Objet: Tr : DEVIS ET

Plus en détail

Ecole Hôtelière LA RIZIERE Collège Saint François- Xavier B.P. 1032 - Antady, Fianarantsoa (301) Tél. 020.75.502 15 info@lariziere.

Ecole Hôtelière LA RIZIERE Collège Saint François- Xavier B.P. 1032 - Antady, Fianarantsoa (301) Tél. 020.75.502 15 info@lariziere. Ecole Hôtelière LA RIZIERE Collège Saint François- Xavier B.P. 1032 - Antady, Fianarantsoa (301) Tél. 020.75.502 15 info@lariziere.org TAOM- PIANARANA 2015/2017 - - - - - - - - - - - - - - - - - - - -

Plus en détail

FANABEAZANA OLOM-PIRENENA RECUEIL DES TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR (VOL. I)

FANABEAZANA OLOM-PIRENENA RECUEIL DES TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR (VOL. I) FANABEAZANA OLOM-PIRENENA RECUEIL DES TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR (VOL. I) Réseau des Jeunes pour la Démocratie et la Politique RECUEIL DE TEXTES SUR LA RECHERCHE DE CONSENSUS A MADAGASCAR

Plus en détail

Ny Vaovao Mahafaly. La Bonne Nouvelle

Ny Vaovao Mahafaly. La Bonne Nouvelle Ny Vaovao Mahafaly La Bonne Nouvelle Ary tamin ny fahenim-bolana dia nirahin Andriamanitra ny anjely Gabriela ho any an-tanàna anankiray any Galilia atao hoe Nazareta, ho any amin ny virijina anankiray,

Plus en détail

Kabarin Andriamatoa Praiminisitra RAVELONARIVO Jean FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKA ANKAPOBEN NY FANJAKANA. Tsimbazaza : 11 febroary 2015

Kabarin Andriamatoa Praiminisitra RAVELONARIVO Jean FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKA ANKAPOBEN NY FANJAKANA. Tsimbazaza : 11 febroary 2015 Kabarin Andriamatoa Praiminisitra RAVELONARIVO Jean FANDAHARANASA HO FANATANTERAHANA NY POLITIKA ANKAPOBEN NY FANJAKANA Tsimbazaza : 11 febroary 2015 TENY FAMPIDIRANA 1 / 25 Andriamatoa Filoha, Andriamatoa

Plus en détail

FANILO MIAMPITA. TÉLÉPHONIE FIXE La honte. Encore sous le monopole Après le drame libanais, voilà que resurgit

FANILO MIAMPITA. TÉLÉPHONIE FIXE La honte. Encore sous le monopole Après le drame libanais, voilà que resurgit cyan magenta jaune noir PROGRAMME P.7 L accès sans peine à l information QUOTIDIEN D INFORMATION GRATUIT N 080 DU Vendredi 18 Juin 2010 AFFAIRE LILA FANILO MIAMPITA TÉLÉPHONIE FIXE La honte TONGA NY ORA

Plus en détail

ATTRIBUTIONS MESURES DE CONSERVATION

ATTRIBUTIONS MESURES DE CONSERVATION Décret n 64-205 du 21 mai 1964 réglant les modalités d application de la loi n 60-004 du 15 février 1960 relative au domaine privé national modifiée par l ordonnance n 62-047 du 20 septembre 1962 (J.O.

Plus en détail

E1 403 VOL. 1 JIRO SY RANO MALAGASY REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA JIRAMA

E1 403 VOL. 1 JIRO SY RANO MALAGASY REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA JIRAMA Public Disclosure Authorized a REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Tanindrazana - Fahafahana - Fandrosoana JIRAMA JIRO SY RANO MALAGASY E1 403 VOL. 1 Public Disclosure Authorized Public Disclosure Authorized ÉVALUATION

Plus en détail

Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara

Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara Boky Torolalana ho an ireo Mpampianatra sy Mpitarika ao amin ny Seminera sy Institiota fianarana ny Filazantsara Fampianarana sy Fianarana ny Filazantsara Boky

Plus en détail

Retour au menu MinJustice

Retour au menu MinJustice Retour au menu MinJustice TABLE DES MATIERES Pages ORDONNANCE N 60-084 du 18 août 1960 21 portant refonte et codification de la législation et de la réglementation douanière. TITRE PREMIER Principes généraux

Plus en détail

Pour plus de transparence

Pour plus de transparence cyan magenta jaune noir PROGRAMME P.7 MONJA ROINDEFO Position ambigüe L ancien Premier ministre de la Transition joue actuellement le rôle de premier FANDRESENA TETIKADY SAMY MANANA maro lafy ny fomba

Plus en détail

mensuel d informations régionales Edition Numéro 28 - mars 2013

mensuel d informations régionales Edition Numéro 28 - mars 2013 masolavitra mensuel d informations régionales Edition Numéro 28 - mars 2013 gratuit Bonjour, Ce mois de mars, Orange Solidarité Madagascar, l association humanitaire d Orange Madagascar qui travaille activement

Plus en détail

ISSN: 1726-9113. Melanophylla angustior (Melanophyllaceae) Ravintsara

ISSN: 1726-9113. Melanophylla angustior (Melanophyllaceae) Ravintsara ISSN: 1726-9113 Melanophylla angustior (Melanophyllaceae) Ravintsara...a newsletter on Malagasy plants and their conservation...bulletin sur les plantes malgaches et leur conservation...gazety mikasika

Plus en détail

Emprunter et lire un livre numérique sur FRe BOOKS en français

Emprunter et lire un livre numérique sur FRe BOOKS en français Emprunter et lire un livre numérique sur FRe BOOKS en français Choisissez votre appareil de lecture : Ordinateur Mac ou PC 2 Liseuse (Pocketbook, Bookeen, Tolino) 6 Appareil ios (ipad, iphone) 11 Appareil

Plus en détail

Fiche Pratique. Etape 1 : Retrouver la clé depuis votre PC connecté.

Fiche Pratique. Etape 1 : Retrouver la clé depuis votre PC connecté. MAJ le 05/11/2013 Présentation du problème Le problème consiste à donner sa clé Wifi à un ami, venu avec son smartphone. Cela signifie : 1. La retrouver 2. Regarder quel est son type 3. La transmettre

Plus en détail

Liseuses et tablettes électroniques

Liseuses et tablettes électroniques Liseuses et tablettes électroniques Technologies de l information Service des bibliothèques Université du Québec à Montréal 2012-12-02 TABLE DES MATIÈRES 1. Adobe Digital Edition... 2 1.1 Installation

Plus en détail

les guides pratiques du cours des parents maîtriser les achats sur mobile

les guides pratiques du cours des parents maîtriser les achats sur mobile les guides pratiques du cours des parents maîtriser les achats sur mobile 1 je m informe sur les différents moyens de paiement permettant d effectuer des achats sur mobile avec son mobile, votre ado peut

Plus en détail

Les tablettes. Présentation tablettes Descriptif Fournisseurs Caractéristiques Comparatifs Conseils Perspectives Démonstration

Les tablettes. Présentation tablettes Descriptif Fournisseurs Caractéristiques Comparatifs Conseils Perspectives Démonstration Les Tablettes Les tablettes Présentation tablettes Descriptif Fournisseurs Caractéristiques Comparatifs Conseils Perspectives Démonstration Les tablettes Description: Appareil mobile positionné entre smartphone

Plus en détail

Configuration APN internet Réseau 3G «Terminaux et tablettes sous Android» Configuration APN «internet» sur système Android :

Configuration APN internet Réseau 3G «Terminaux et tablettes sous Android» Configuration APN «internet» sur système Android : Configuration APN «internet» sur système Android : 1/ Terminaux sous Android A/Samsung Galaxy S4 Dans le menu principal cliquez sur l icône «Applications» pour accéder à l icône «Paramètres» Sur le volet

Plus en détail

Informatique - Services - Développement - Internet

Informatique - Services - Développement - Internet Informatique - Services - Développement - Internet CRÉATEUR DE SOLUTIONS INFORMATIQUES POUR LES ENTREPRISES CMS Tesibo : Création de site internet Création de boutique en ligne Factoweb : Gestion de votre

Plus en détail

Vous pourrez ainsi : Accéder rapidement à la boutique Kindle d'amazon pour ajouter des livres (gratuits ou payants).

Vous pourrez ainsi : Accéder rapidement à la boutique Kindle d'amazon pour ajouter des livres (gratuits ou payants). Amazon propose le Kindle, une liseuse de livres électroniques (appelés aussi ebooks) qu'il commercialise sous la forme d'une petite tablette et qui permet d'accéder à un catalogue de plus de 1 million

Plus en détail

29 500 F CFA 45 500 F CFA. 29 500 F CFA +200 Mo 1000 F de crédit 28 500 F CFA 43 900 F CFA. Airtel, 1 er réseau 3G/4G au Gabon.

29 500 F CFA 45 500 F CFA. 29 500 F CFA +200 Mo 1000 F de crédit 28 500 F CFA 43 900 F CFA. Airtel, 1 er réseau 3G/4G au Gabon. ALCATEL HERO airtel money 29 500 F CFA Via 28 500 F CFA +200 Mo 1000 F de crédit Entrée de gamme -3 Smartphones -5 Tablettes - 15 airtel money 29 500 F CFA Via 28 500 F CFA +200 Mo 1000 F de crédit Système

Plus en détail

Naviguer à bon compte avec sa tablette ou son smartphone

Naviguer à bon compte avec sa tablette ou son smartphone Naviguer à bon compte avec sa tablette ou son smartphone Les centrales de navigation multifonctions incluant traceur, cartographie et sondeur sont tout à fait adaptées à un usage «marine». L étanchéité,

Plus en détail

Retrouver les informations demandées dans les différents rapports Utiliser les fonctionnalités des rapports Utiliser la segmentation avancée

Retrouver les informations demandées dans les différents rapports Utiliser les fonctionnalités des rapports Utiliser la segmentation avancée Objectifs : Retrouver les informations demandées dans les différents rapports Utiliser les fonctionnalités des rapports Utiliser la segmentation avancée Étapes à suivre : Formez des groupes de 2 étudiants

Plus en détail

BIBLIOTHÈQUE NUMÉRIQUE MODE D EMPLOI

BIBLIOTHÈQUE NUMÉRIQUE MODE D EMPLOI BIBLIOTHÈQUE NUMÉRIQUE MODE D EMPLOI Sommaire I) Créer votre compte... 2 II) Logiciels... 3 III) Chercher un livre numérique... 3 IV) Consulter et emprunter... 4 V) Créer vos favoris... 6 VI) Transférer

Plus en détail

Le baromètre trimestriel du Marketing Mobile en France

Le baromètre trimestriel du Marketing Mobile en France Le baromètre trimestriel du Marketing Mobile en France // 3 ème édition // T2 2013 En collaboration avec Introduction & Crédits Cette présentation a été conçue et réalisée par la Mobile Marketing Association

Plus en détail

Les Français et les moyens de paiement. Mai 2015. Présentation synthétique

Les Français et les moyens de paiement. Mai 2015. Présentation synthétique MINISTERE DES FINANCES ET DES COMPTES PUBLICS MINISTERE DE L ÉCONOMIE, DE L INDUSTRIE ET DU NUMÉRIQUE Les Français et les moyens de paiement Etude de l Institut CSA pour le Ministère des Finances et des

Plus en détail

+, -. / 0 1! " #! $ % % %! &' ( &))*

+, -. / 0 1!  #! $ % % %! &' ( &))* !"#!$%% +,-. /01 %!&'(&))* 23%#!! " # " " " "$! 4 5-6 4! 1! " # - 5! " # 6 3! " # 7! " # " 8! 9 : ; 5 7 4! 1! # 42 5! 5 < 44 3! # " 7! 41 5 8 '9 4! " $ = " > 4!4 *% 43 4!1? 48 4 4!5 $ 9 4!3 4@ 4!7 $ #

Plus en détail

Programme de formations 2012-S1

Programme de formations 2012-S1 Programme de formations 2012-S1 WAGA4 sprl / bvba Avenue Victor Hugo 7 B-1420 Braine-l Alleud Belgium Tél. : +32 2 888 72 78 Fax : +32 2 888 72 79 contact@waga4.com - www.waga4.com BNP Paribas Fortis 001-6252703-62

Plus en détail

Nouveau. Plus. Plus simple. Simplement mieux.

Nouveau. Plus. Plus simple. Simplement mieux. Septembre / octobre 2015 salt.ch/shop Nouveau. Plus. Plus simple. Simplement mieux. L abonnement illimité. Vraiment illimité. Plus simples. Simplement mieux. Nos abonnements s appellent désormais «Plus»

Plus en détail

L application mobile pour booster vos événements

L application mobile pour booster vos événements L application mobile pour booster vos événements BEEKAST : Des Applications Mobiles pour vos événements BEEKAST est la plateforme digitale la plus complète du marché permettant de générer des Applications

Plus en détail

La solution Mobile Banking d ING Version 3.0

La solution Mobile Banking d ING Version 3.0 La solution Mobile Banking d ING Version 3.0 Manuel d utilisation Version française Table des matières 1. Introduction à... 3 2. Quels appareils sont compatibles?... 4 3. Comment installer?... 5 4. Comment

Plus en détail

LES MUSEES & LES APPLICATIONS CULTURELLES SUR SMARTPHONES ETUDE DE MARCHE

LES MUSEES & LES APPLICATIONS CULTURELLES SUR SMARTPHONES ETUDE DE MARCHE LES MUSEES & LES APPLICATIONS CULTURELLES SUR SMARTPHONES ETUDE DE MARCHE SOMMAIRE 1) L étude en quelques mots....p 3 Qui? Quoi? Quand? Comment? Pourquoi? 2) Quid des applications mobiles & des musées..p

Plus en détail

Offres prépayées rechargeables avec différentes recharges. Voir «Conditions de rechargement» ci-dessous

Offres prépayées rechargeables avec différentes recharges. Voir «Conditions de rechargement» ci-dessous bicarte vous en donne plus Offre valable du 09 juillet au 07 octobre 2015 Les offres bicarte sont des offres prépayées disponibles avec l ensemble des couvertures réseaux d Orange GSM / GPRS / EDGE / 3G

Plus en détail

La qualité opérationnelle = Mobilité + Rapidité + Traçabilité,

La qualité opérationnelle = Mobilité + Rapidité + Traçabilité, La qualité opérationnelle = Mobilité + Rapidité + Traçabilité, Ce qui va changer dans les 5 ans à venir dans les métiers de la gestion de la Qualité, de l'hygiène, de la Sécurité et de l'environnement

Plus en détail

L accès à Internet. Votre fournisseur d accès à Internet 1/2. Box internet. Box internet. Décodeur TV. Décodeur TV. Freebox. Livebox.

L accès à Internet. Votre fournisseur d accès à Internet 1/2. Box internet. Box internet. Décodeur TV. Décodeur TV. Freebox. Livebox. # $ % "!" #! #&!' L accès à Internet Votre fournisseur d accès à Internet 1/2 Freebox Livebox Freebox Révolution Livebox Play Freebox Crystal Neufbox Bbox Boxde SFR / Neufbox Bbox Sensation Box Evolution

Plus en détail

1. Le m-paiement. 2. Le régime juridique du m- paiement. 3. Le m-paiement et les failles de sécurité

1. Le m-paiement. 2. Le régime juridique du m- paiement. 3. Le m-paiement et les failles de sécurité 1. Le m-paiement 2. Le régime juridique du m- paiement 3. Le m-paiement et les failles de sécurité 1. Le m-paiement, c est? Définition: ensemble des paiements pour lesquels les données de paiement et les

Plus en détail

Avec sauvegardez sans y penser, partagez et bougez, vos données vous suivent! Retrouvez tous vos services du cloud pro en cliquant ici.

Avec sauvegardez sans y penser, partagez et bougez, vos données vous suivent! Retrouvez tous vos services du cloud pro en cliquant ici. Avec sauvegardez sans y penser, partagez et bougez, vos données vous suivent! Retrouvez tous vos services du cloud pro en cliquant ici. SUGARSYNC VOUS ACCOMPAGNE À TOUT MOMENT DANS LA GESTION DE VOS DONNÉES

Plus en détail

PRESSE EDITION COMMUNICATION STRATEGIE DE MIGRATION VERS LE WEB MOBILE

PRESSE EDITION COMMUNICATION STRATEGIE DE MIGRATION VERS LE WEB MOBILE PRESSE EDITION COMMUNICATION STRATEGIE DE MIGRATION VERS LE WEB MOBILE Stratégie de distribution de la presse numérique Page 2 Distribution numérique, négocier et monétiser. Page 3 Adaptation du contenu

Plus en détail

AV-TEST teste 22 applications antivirus pour les smartphones et les tablettes Android

AV-TEST teste 22 applications antivirus pour les smartphones et les tablettes Android Applications de protection pour Android février 2013 AV-TEST teste 22 applications antivirus pour les smartphones et les tablettes Android Des millions de smartphones Android surfent sur Internet sans

Plus en détail

PRESENTATION DU SYSTEME HOTSPOT PROFESSIONNEL COULLAND WIFI

PRESENTATION DU SYSTEME HOTSPOT PROFESSIONNEL COULLAND WIFI PRESENTATION DU SYSTEME HOTSPOT PROFESSIONNEL COULLAND WIFI 1 10 OPTIONS DE REFERENCES SUR NOTRE SYSTEME HOTSPOT WIFI 1- HOTSPOTS WIFI ILLIMITES & MONITORING Le système Coullandwifi, fort de son potentiel

Plus en détail

Nos services* Avis clients.

Nos services* Avis clients. 1 / 6 Nos services* Avis clients. Des évaluations et avis clients positifs vérifiables sont un indicateur important de la fiabilité d'une boutique en ligne pour les acheteurs sur Internet. Le système d'évaluation

Plus en détail

événements ressources Fête de la science Fête de l internet nuit des musées D Du 9 au 13 octobre 2013 D Mars 2014 Profitez également

événements ressources Fête de la science Fête de l internet nuit des musées D Du 9 au 13 octobre 2013 D Mars 2014 Profitez également événements Fête de la science D Du 9 au 13 octobre 2013 A la découverte des dernières innovations technologiques et numériques. Fête de l internet D Mars 2014 Ateliers, conférence C est le moment de pousser

Plus en détail

SOMMAIRE I Le partenariat BNP Paribas et Orange 2 II Stratégie et positionnement 3 III L offre de services bancaires mobiles 9

SOMMAIRE I Le partenariat BNP Paribas et Orange 2 II Stratégie et positionnement 3 III L offre de services bancaires mobiles 9 SOMMAIRE I Le partenariat BNP Paribas et Orange 2 Un partenariat stratégique 2 Origine et objectifs du partenariat 2 II Stratégie et positionnement 3 L'innovation est au cœur de la stratégie de BNP Paribas.

Plus en détail

1 TiteLive/ePagine - Offre numérique. Chers libraires,

1 TiteLive/ePagine - Offre numérique. Chers libraires, 1 TiteLive/ePagine - Offre numérique Chers libraires, Vous êtes aujourd hui confrontés à l introduction du livre numérique dans votre domaine d activité et beaucoup parmi vous s interrogent quant aux bonnes

Plus en détail

Le cadeau publicitaire idéal

Le cadeau publicitaire idéal 2014 La batterie USB personnalisée qui recharge votre téléphone à 100% où que vous soyez. La batterie externe de secours à emporter partout qui recharge votre téléphone, lecteur mp3, appareil photo numérique,

Plus en détail

Android Usage Professionnel

Android Usage Professionnel Android Usage Professionnel Guide pratique Ce document met l accent sur l intégration pratique des appareils Android en entreprise. Juin 2014 Ulrik Van Schepdael Mobco bvba Avant-propos Android est la

Plus en détail

Device Management Premium & Samsung Knox

Device Management Premium & Samsung Knox Device Management Premium & Samsung Knox Domaine Mobile France & International / Growth Area Jacques Després Pourquoi Device Management Premium? contexte le mobile en entreprise change Depuis plusieurs

Plus en détail

Office Pro Plus. Procédures d installation. Direction des Systèmes d Information Grenoble Ecole de Management. Date de publication Juin 2014

Office Pro Plus. Procédures d installation. Direction des Systèmes d Information Grenoble Ecole de Management. Date de publication Juin 2014 Office Pro Plus Procédures d installation Date de publication Juin 2014 Direction des Systèmes d Information Version 1.1 Introduction Office Pro Plus 2013 vous est désormais offert pour toute la durée

Plus en détail

POURQUOI UN SITE E-COMMERCE EST-IL UNE

POURQUOI UN SITE E-COMMERCE EST-IL UNE POURQUOI UN SITE E-COMMERCE EST-IL UNE NÉCESSITÉ POUR LES COMMERÇANTS ET ARTISANS DE PROXIMITÉ? Réunion organisée par Châteaurenard CARAD Développement et L Agence Internet AG-log ww ww.ag-log.fr - www.mescommerces.fr

Plus en détail

Procédure pour télécharger un livre numérique de L Harmattan

Procédure pour télécharger un livre numérique de L Harmattan Procédure pour télécharger un livre numérique de L Harmattan Les livres électroniques des Éditions L Harmattan disponibles sur le site L Harmathèque sont protégés par un verrou numérique (DRM) d Adobe.

Plus en détail

Comment installer Viber et WhatsApp sur son ordinateur!

Comment installer Viber et WhatsApp sur son ordinateur! Comment installer Viber et WhatsApp sur son ordinateur! Author : zhe-prince Bonjour à vous, Faut-il vraiment avoir un smartphone pour pouvoir être en contact avec nos amis sur viber et whatsapp et sans

Plus en détail

Guide d utilisation :application LIGHTIFY

Guide d utilisation :application LIGHTIFY Guide d utilisation :application LIGHTIFY La lumière connectée intelligente La lumière pour moi c est réinventer ma maison. Et la lumière pour vous c est.? Une nouvelle expérience de la lumière Contrôlez

Plus en détail

2) Téléchargement de l'application pour contrôler vos caméras :

2) Téléchargement de l'application pour contrôler vos caméras : 1) Mises en route : Connecter le câble RJ45 entre votre routeur / box et votre caméra IP. Connecter l'adaptateur secteur sur une prise secteur et sur le port alimentation de votre caméra IP. 2) Téléchargement

Plus en détail

INTRODUCTION. Intégration d un système de paiement en ligne dans votre site internet

INTRODUCTION. Intégration d un système de paiement en ligne dans votre site internet INTRODUCTION CashBox est le premier système de paiement internet en zone UEMOA. Développé par ULTIMA Technologies, société spécialisée dans le développement Internet, CashBox est une solution simple et

Plus en détail

Spécifications Techniques - Tablettes

Spécifications Techniques - Tablettes Spécifications Techniques - Tablettes SOMMAIRE : Le Figaro ipad.3 Le Figaro Magazine ipad.16 Interstitiel Le Figaro / Safari IPAD... 20 Le Figaro Madame ipad. 22 Le Figaro GOLF ipad 24 Le Figaro Android

Plus en détail

ACHATS EN LIGNE 10 RÉFLEXES SÉCURITÉ. www.aveclespme.fr Le site pratique pour les PME. www.lesclesdelabanque.com N 2 LES GUIDES SÉCURITÉ BANCAIRE

ACHATS EN LIGNE 10 RÉFLEXES SÉCURITÉ. www.aveclespme.fr Le site pratique pour les PME. www.lesclesdelabanque.com N 2 LES GUIDES SÉCURITÉ BANCAIRE FÉVRIER 2015 www.lesclesdelabanque.com Le site pédagogique sur la banque et l argent ACHATS EN LIGNE 10 RÉFLEXES SÉCURITÉ www.aveclespme.fr Le site pratique pour les PME N 2 LES GUIDES SÉCURITÉ BANCAIRE

Plus en détail

INSAT ANDROID CLUB. Samedi 15 septembre 2012. Med Tahar Zwawa 10/03/2011

INSAT ANDROID CLUB. Samedi 15 septembre 2012. Med Tahar Zwawa 10/03/2011 INSAT ANDROID CLUB Samedi 15 septembre 2012 10/03/2011 Med Tahar Zwawa INSAT ANDROID CLUB Présentation du club Les OS mobiles Open Source Android Open Source Project Bassem Kassis Med Taher Zwawa Présentation

Plus en détail

Quelles sont les modalités du service? Sommaire

Quelles sont les modalités du service? Sommaire Sommaire p. - Quelles sont les modalités du service? p. - Comment s inscrire? p.4 - Comment installer Adobe Digital Editions et créer un ID Adobe? p.7 - Comment télécharger un livre? p.9 - Comment transférer

Plus en détail

Installer Office sur Ordinateur / Tablette / Smartphone

Installer Office sur Ordinateur / Tablette / Smartphone Installer Office sur Ordinateur / Tablette / Smartphone Table des matières Préface... 2 Installation Office sur Windows... 3 Installation Office sur Mac... 6 Installation Office sur ios... 10 Installation

Plus en détail

Windows Phone conçu pour les entreprises.

Windows Phone conçu pour les entreprises. Windows Phone conçu pour les entreprises. Retrouvez vos applications professionnelles préférées dans Windows Phone. Faites la différence en entreprise avec une productivité optimisée, une sécurité renforcée

Plus en détail

OCLOUD BACKUP MINI GUIDE. http://ocloud.pripla.com/ 1 Ocloud Backup/Mini- Guide

OCLOUD BACKUP MINI GUIDE. http://ocloud.pripla.com/ 1 Ocloud Backup/Mini- Guide OCLOUD BACKUP MINI GUIDE http://ocloud.pripla.com/ 1 Ocloud Backup/Mini- Guide Table of Contents 1. Ocloud Backup : de quoi s agit- il? 3 2. Advantages 5 3. Données techniques 6 4. Foire aux questions

Plus en détail

Chambre de Commerce et d'industrie de Strasbourg et du Bas-Rhin

Chambre de Commerce et d'industrie de Strasbourg et du Bas-Rhin Chambre de Commerce et d'industrie de Strasbourg et du Bas-Rhin REGLEMENT DU TIRAGE AU SORT «NUIT DE L'E-COMMERCE 2011» La Chambre de Commerce et d Industrie de Strasbourg et du Bas-Rhin (CCISBR) siégeant

Plus en détail

Choisissez votre relation avec votre banque, partout et à tout moment.

Choisissez votre relation avec votre banque, partout et à tout moment. Quotidien Choisissez votre relation avec votre banque, partout et à tout moment. Banque en ligne internet - mobile - téléphone Nos sites web Depuis votre ordinateur ou votre tablette www.ca-toulouse31.fr

Plus en détail

Offres en cartes et clés 3G+ Internet illimité

Offres en cartes et clés 3G+ Internet illimité Offres en cartes et clés 3G+ Internet illimité " Retrouvez votre environnement professionnel en mobilité depuis votre ordinateur portable" Notre solution pour vous faciliter votre business o Simplicité

Plus en détail

Vous avez déjà des points de vente physiques, ou vous lancez votre activité directement sur le web : FASTMAG e-commerce est là pour vous.

Vous avez déjà des points de vente physiques, ou vous lancez votre activité directement sur le web : FASTMAG e-commerce est là pour vous. FASTMAG E-COMMERCE Vous avez déjà des points de vente physiques, ou vous lancez votre activité directement sur le web : FASTMAG e-commerce est là pour vous. Vous créez votre site de vente Internet en quelques

Plus en détail

Une technologie de rupture

Une technologie de rupture Une technologie de rupture Conçue pour l utilisateur final À partir de son outil de communication préféré Pour de nouveaux usages Dans laquelle la sécurité est totale mais transparente Créée en 2010, genmsecure

Plus en détail

LOGO Smartphones, tablettes, et autres gadgets quel impact sur notre métier d ASR

LOGO Smartphones, tablettes, et autres gadgets quel impact sur notre métier d ASR LOGO Smartphones, tablettes, et autres gadgets quel impact sur notre métier d ASR Stéphane Aicardi, Sylvain Ferrand, Danh Pham Kim Les différents types d appareils mobiles Smartphone, tablette, appareils

Plus en détail

LE GUIDE DE l UTILISATEUR

LE GUIDE DE l UTILISATEUR LE GUIDE DE l UTILISATEUR Table des matières TABLE DES MATIERES... 2 INTRODUCTION... 3 1- OU TROUVER LA NOTICE?... 3 2- LA TABLETTE CODES ROUSSEAU... 4 a- Les caractéristiques de la tablette... 4 b - La

Plus en détail

Livret 2. Travailler la prononciation

Livret 2. Travailler la prononciation Livret 2 Travailler la prononciation Sommaire P. 8 CONSTAT P. 9 OBJECTIFS P. 9 DIAGNOSTIC Séquence 1 Aider les élèves à bien prononcer les sons du français 1. Où en êtes-vous pour commencer? 2. À propos

Plus en détail

Securitoo Mobile guide d installation

Securitoo Mobile guide d installation Securitoo Mobile guide d installation v12.11 Toutes les marques commerciales citées dans ce document sont la propriété exclusive de leurs détenteurs respectifs. Copyright 2012 NordNet S.A. objectif Le

Plus en détail

Content Management System. bluecube. Blue Cube CMS V4.3 par Digitalcube

Content Management System. bluecube. Blue Cube CMS V4.3 par Digitalcube Content Management System bluecube V4.3 1 SOMMAIRE Avant-propos Découvrir le CMS Blue Cube Les modules Les clients BLUE CUBE CMS V4.3 par Digitalcube 2 CMS sans bugs 3 Avant-propos Facile à prendre en

Plus en détail

BRANCHEZ VOTRE LOGO. POWERCHARGE : La batterie de secours USB nomade

BRANCHEZ VOTRE LOGO. POWERCHARGE : La batterie de secours USB nomade développé avec MEILLEUR 2014 GOODIES à Reims BRANCHEZ VOTRE LOGO POWERCHARGE la batterie USB publicitaire Découvrez la Batterie externe qui offre plus de 4 heures de recharge supplémentaire pour votre

Plus en détail

le paradoxe de l Opérateur mondial

le paradoxe de l Opérateur mondial HCFDC Internet, cyberdéfense et cybersécurité Enjeux et réponses le paradoxe de l Opérateur mondial Francis BRUCKMANN Directeur adjoint de la Sécurité Groupe ORANGE Diffusion libre Haut Comité Français

Plus en détail

www.ville.lassomption.qc.ca

www.ville.lassomption.qc.ca Bibliothèque Christian-Roy Maison de la culture i Livre-service Aide-mémoire Service de prêt numérique www.ville.lassomption.qc.ca À propos du prêt numérique La plateforme PRETNUMERIQUE.CA permet aux abonnés

Plus en détail

Le pack idéal pour les jeunes

Le pack idéal pour les jeunes Le pack idéal pour les jeunes LE MINE PACK EST LE PACK IDÉAL POUR LES JEUNES JUSQU À 25 ANS QUI SAVENT CE QU ILS VEULENT. PAS DE VERSION LIGHT, MAIS UN PACK COMPLET AVEC TOUS LES AVANTAGES D UN VRAI COMPTE

Plus en détail

GUIDE D INSTALLATION RAPIDE ACTIVEZ

GUIDE D INSTALLATION RAPIDE ACTIVEZ ACTIVEZ ACTIVEZ ACTIVEZ 1. Activez le business cloud A. Activation du service : vous recevrez dans les 2 heures un e-mail de confirmation "BASE business Cloud : Notification/Notificatie" B. Allez sur https://cdashboard.

Plus en détail

Pourquoi un pack multi-device?

Pourquoi un pack multi-device? Pourquoi un pack multi-device? Evolution des appareils connectés 70% 68% 66% 67% 65% 63% -2% +2% WAVE Q3/2011 6 - Q3/2011 WAVE 8 -Q1/2013 Q1/2013 WAVE 9 -Q1/2014 Q1/2014 49% 60% +10% 22% 32% +10% 36% 12%

Plus en détail

Copyright Crypto-sud 2011 1 - PROGRAMME DE FIDÉLITÉ TOTARA - CARTES MULTI-COMMERCES COMMUNICANTES CRYPTO-SUD

Copyright Crypto-sud 2011 1 - PROGRAMME DE FIDÉLITÉ TOTARA - CARTES MULTI-COMMERCES COMMUNICANTES CRYPTO-SUD Copyright Crypto-sud 2011 1 - PROGRAMME DE FIDÉLITÉ TOTARA - CARTES MULTI-COMMERCES COMMUNICANTES CRYPTO-SUD Plan 2 Présentation p3 Les cartes p4 TPE physique p5 TPE virtuel p6 Hébergement Web «back office»

Plus en détail

Résultats de l enquête Besoins Informatiques des Entreprises de Région Midi-Pyrénées

Résultats de l enquête Besoins Informatiques des Entreprises de Région Midi-Pyrénées Résultats de l enquête Besoins Informatiques des Entreprises de Région Midi-Pyrénées Objectifs et méthodologie: La Commission Emploi - Formation - Education de La Mêlée a pour vocation de connaître, entre

Plus en détail

Simplicité ET Sécurité: Le m-commerce, attention au décollage

Simplicité ET Sécurité: Le m-commerce, attention au décollage Simplicité ET Sécurité: Le m-commerce, attention au décollage François Jeanne, journaliste et éditorialiste atelier-media@atelier.fr www.atelier.fr 1- L envol des smartphones - En Août 2010, 15% des abonnés

Plus en détail

Adapter des vidéos à un appareil mobile

Adapter des vidéos à un appareil mobile Adapter des vidéos à un appareil mobile A la maison, vous possédez certainement plusieurs appareils pour regarder des vidéos : un téléphone portable, un netbook, une tablette, un ordinateur de bureau,

Plus en détail

GUIDE D UTILISATION LA DEPECHE PREMIUM

GUIDE D UTILISATION LA DEPECHE PREMIUM www.ladepeche.fr/premium GUIDE D UTILISATION LA DEPECHE PREMIUM La version 100% numérique de La Dépêche du Midi 1 Madame, Monsieur, Ce guide a pour objectif de vous accompagner dans la prise en main de

Plus en détail

CYBERPLUS. partout avec vous! Cyberplus vous offre de nombreux services disponibles sur votre ordinateur, votre smartphone ou votre tablette.

CYBERPLUS. partout avec vous! Cyberplus vous offre de nombreux services disponibles sur votre ordinateur, votre smartphone ou votre tablette. CYBERPLUS Mémo CYBERPLUS partout avec vous! Cyberplus vous offre de nombreux services disponibles sur votre ordinateur, votre smartphone ou votre tablette. Consulter vos comptes Consultation de vos comptes

Plus en détail

Samsung Galaxy SIII mini

Samsung Galaxy SIII mini Samsung Galaxy SIII mini Guide de prise en main DAS : 0,434 W/Kg sfr.fr Carrément vous. Sommaire 1- PREMIÈRES Manipulations 6 Comment insérer ma carte SIM? 6 Comment insérer ma carte Micro SD? 8 Comment

Plus en détail

Dell SupportAssist pour PC et tablettes Guide de déploiement

Dell SupportAssist pour PC et tablettes Guide de déploiement Dell SupportAssist pour PC et tablettes Guide de déploiement Remarques, précautions et avertissements REMARQUE : Une REMARQUE indique des informations importantes qui peuvent vous aider à mieux utiliser

Plus en détail

Sommaire. Quelles sont les modalités du service? p.1 - Quelles sont les modalités du service?

Sommaire. Quelles sont les modalités du service? p.1 - Quelles sont les modalités du service? Sommaire p. - Quelles sont les modalités du service? Quelles sont les modalités du service? p. - Comment installer Adobe Digital Editions et créer un ID Adobe? p.5 - Comment télécharger un livre? p.7 -

Plus en détail